· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Alemaina tamin'ny Novambra, 2007

Tantara Sovietika: Richard Sorge

  09 Novambra 2007

Ny daty nanamarika ny andron’ny 7 novambra iray no notantarain’ny tao amin’ny ExecutedToday.com [Novonoina (ny datin’ny) androany] ka i Richard Sorge izay mpitsikilo “ nahombiazana tamin’ny fahafahany nanori-ponenana, amin’ny mahavahiny azy tao Japana mpankahala olona ivelan’ny fireneny tanteraka tamin’izany fotoana izany, Mpitsikilo tafakatra sy tafiditra tany amin’ny sehatra avon’ny fitondrana...