Germany,
Israel
Ny kabarin'i Angela Merkel teo anoloan'ny antenimiera Isiraeliana (Knesset) no voalohany indrindra nataona mpitondra fanjakana Alemana ambony hatramin'izay. Nikasa Ramatoa Merkel ny hikabary amin'ny teny alemana saingy nahatezitra ireo sisam-patin'ny fandripahana ny jiosy tamin'ny ady lehibe faharoa (shoah na Holocaust no ahalalana azy amin'ny teny vahiny) izany fikasana izany - nanjary nikabary tamin'ny teny hebreo Ramatoa Merkel.Indro asehon'i Israel On Blog amina lahatsary izany fitsidihana manantantara izany.





Mpiblaogy Malagasy vavolombelona nanatri-maso ireo trozona niantsona k...
-
Atao akory fa "Traduttore, Traditore" hoy ny hain-teny Italiana n...
-
adinoko fa ny TROZONA amin'ny teny Malagasy dia BALEINE kosa amin...
-
Miala tsiny fa angamba amin'ny anglisy dia fianakaviana iray ny D...
Tohiny »