· Septambra, 2007

Tantara mikasika ny Frantsa tamin'ny Septambra, 2007

Madagasikara: Niverina i Rossy

  13 Septambra 2007

Niverina i Rossy Manoratra i Harinjaka fa i Rossy, mitondra koa ny anarana Paul-Bert Rahasimanana, azo lazaina fa isan'ny mpanao mozika Malagasy malaza indrindra, dia niverina any amin'ny tany niaviany, izay nilaozany ho any Frantsa taorian'ny fifidianana 2002 izay nisy fifandifirana nahery setra. Misy videon'ny hiran'i Rossy farany koa natorak'i...