Tantara mikasika ny Finlandy tamin'ny Avrily, 2015
‘Fonja Misokatra’ Ao Finland, Ireo Mpifonja No Tompon'ny Fanalahidy
Ahoana no fomba nataon'i Finland hialana amin'ny maha-tompon'ny taha ambony indrindra azy tao Eoropa raha resaka fampidirana am-ponja, ho lasa ny manana ny taha ambany indrindra? Ireo 'fonja misokatra' natsangany no ampahany amin'ny valinteny azo aroso.