2008-04-28
Zimbaboe : Governemanta Tetezamita Iombonan'ny Firenena ?
Amanda Atwood no manapariaka ao amin'ny blaogin'ny kubatana.net ny hafatra izay napetraky ny Zimbaboeana mikasika ny tolokevitry ny hisian'ny Governemanta Tetezamita Iombonan'ny Firenena any Zimbaboe :
We’ve received a flood of replies, particularly via SMS, with voices against a government of national unity out numbering those in favour of it ...
Zimbaboe : “Fikatsahana ny Fahamarinana sy Rariny”
This is Zimbabwe no mitatitra ny fampahafantarana ireo gazety ny fiforonan'ny fikambanana “Fikatsahana ny Fahamarinana sy Rariny” any Zimbaboe :
The Institute for a Democratic Alternative for Zimbabwe (IDAZIM) has initiated, with full support from civil society, labour and legal organizations, the Truth and Justice Coalition on Zimbabwe. Its objectives ...
2008-04-25
2008-04-24
Shina : Tohanan'ireo mponin'ny Aterineto Shinoa ny varotra fitaovam-piadiana hoan'i Zimbaboe
Satria tsy mety tapitra ny krizy nateraky ny fifidianana tany Zimbaboe, sady izay koa i Robert Mugabe mifikitra amin'ny fitondrana, dia tsy mety mazava izay hiafaran'ilay sambo mirongo ireo fiadiana farany nafarana avy any Shina. Nahavelom-panontaniana ohatra ny fahatazanana ireo miaramila Shinoa any Mutare : hafiriana no hijanonany eto ary ...
Zimbaboe : Pôlitikan'ny fiovana sy Fiovan'ny pôlitika ?
Zimpundit no manapariaka ao amin'ny blaogin'ny Pajama Media izay fijeriny ny toe-draharaha pôlitika any Zimbaboe :
While journalists, bloggers, and activists chronicled the dilemma of a nation that voted for the politics of change, the more significant undercurrent — that of Zimbabweans voting for a change in Zimbabwean politics — seems ...
Zimbaboe : Izato fahamarina manelingelina
This is Zimbabwe no manapariaka Izato fahamarina manelingelina izay tatitra navoaky ny Fanaraha-maso ny fivoatry ny Demôkrasia any Afrika Atsimo IDASA [Institute for Democracy in South Africa], mikasika ny fifidianana any Zimbaboe:
The 15 page report is titled ‘The Inconvenient Truth: A complete guide to the delay in releasing the ...
2008-04-23
Zimbaboe : Iza no maniry ho filohan'ity firenena ity ?
Township Vibes no manontany ao amin'ny blaogy My Zimbabwe Today ireo izay maniry ho filohan'ny Zimbaboe :
Today the Zimbabwean dollar is trading at $200 million to £1. Yes that's true, 200 million dollars for one British pound. Not at all surprising to most Zimbabweans. The Zimbabwean dollar as well as the ...
Zimbaboe : Miaramila Shinoa any Mutare ?
Curly no manontany tena izay antom-pisian'ireo miaramila Shinoa any Zimbaboe :
These blue suited marathon running highly trained policemen probably know the identities of the Chinese troops who have been reported as being seen on the streets of Mutare in Zimbabwe, after checking into a hotel resplendent with nice shining ...
2008-04-22
Zimbaboe : Lalao tsy mety tapitra
Ethan Zuckerman no mizara momba ity “Lalao tsy mety tapitra” any Zimbaboe ity :
It’ not very often that I find myself siding with Condoleeaza Rice. But she’s right - it’s embarrasing that the African continent’s leaders haven’t put more pressure on Robert Mugabe to step down… or at least to ...
Zimbaboe : Hetsika fanoherana ny fanateran'ny sambo Sinoa fitaovam-piadiana
Ny blaogy This is Zimbabwe no miantso ny rehetra hanao hetsika hanoherana ny fanateran'ny sambo Sinoa fitaovam-piadiana any Zimbaboe :
Please can all those amazing people who have been following this issue - finding contact email addresses and brainstorming ideas - leave consolidated comments at the end of this post ...






SIDA 2008: Ny ahiahy sy ny fanantenan'ny...
- Marihina fa ny lahatsary rehetra dia ao amin'ny lahatsoratra nadika av...
Tohiny »