2008-05-13
Hope no manapariaka ao amin'ny blaogy this is Zimbabwe ireo fepetra takian'i Morgan Tsvangirai alohan'ny handraisany anjara amin'ny fihodinana faharoa amin'ny fifidianana filoham-pirenena any Zimbaboe :
This morning’s press conference saw Morgan Tsvangirai confirm that he would face Robert Mugabe in a run-off, but he has conditions which he says need ...
2008-05-09
Afrika : Mirongo basy ravahana raozy
Khadija Sharife no miresaka momba ireo [mety ho] tombotsoa ara-miaramila hoan'ny Amerikana any Afrika :
According to the US African Command website, Somalia -– invaded by US backed Ethiopian troops in Jan 2007, under the guise of hunting Al–Qaeda –- is in desperate need of assistance.
“Araky ny flazan'ny vohikalan'ny Sampandraharaha ...
2008-05-07
Zimbaboe : Lelavola taratasy vaovao … hafa indray !
Kogy no mitatitra ao amin'ny My Zimbabwe today [ny Zimbaboeko anio] fa raha izy manokana dia tsy maharaka intsony izay isan'ny karazana lelavola taratasy samihafa miasa any Zimbaboe :
Anyone knows how many bank notes we now have in Zimbabwe? I have lost count the monetary situation has gone bananas in ...
2008-05-06
Zimbaboe : Valin'ny fifidianana filoham-pirenena
Hope no mitatitra ao amin'ny This is Zimbabwe ny valiny ofisialy tamin'ny fifidianana filoham-pirenena any Zimbaboe :
Here are the total counts per presidential candidate, according to The Herald. We were hoping to see the breakdown by constituency… but not yet it seems […]
Morgan Tsvangirai
Robert Mugabe
Simba Makoni
Langton Towungana
Total Vote
Spoilt
1195562
1079730
207470
14503
2497265
39975
47.9%
43.2%
8.3%
0.6%
100%
“Indro ny kaontim-pifidianana ...
Zimbaboe : Fihaonambe Iraisam-pirenena hoan'ny kolotsaina any Harare
Natasha Msonza no manoratra ao amin'ny blaogin'ny kubatana.net momba ny fihaonan'ny poeta [Poetry Café] any Harare, Zimbaboe :
At the HIVOS Poetry Café on May Day poetry lovers were fed with combinations of humor, political satire and protest music and poetry.
“Ireo mpiangaly poezia dia vokin'ny hatsikana sy vazivazy pôlitika, sy ...
Zimbaboe : Zava-misy amin'ny andro fandraisan-karama
Bulawayo no mitatitra ao amin'ny blaogy This is Zimbabwe momba ny zava-misy amin'ny andro fandraisan-karama any Zimbaboe :
Today is pay day. I received a gross wage of just under $860 million. I also received benefits being $400 million dollars as a transport allowance and $67 million as a housing allowance. ...
Zimbaboe : Hatsikana mikasika ny fifidianana amin'ny YouTube
Ny namana Ethan Zuckerman no manoratra mikasika ny “hatsikana tsipaka am-bavafò mikasika an'i Zimbaboe” [Dark humor about Zimbabwe] :
You might have missed it, because I buried it at the bottom of the last (long) post. What follows below is a very funny radio segment from a South African morning comedy ...
2008-04-29
Zimbaboe : Hampian'i Malawi ve ny famotsorana ireo fitaovam-piadiana hoan'i Zimbaboe ?
Hope no velom-panontaniana ao amin'ny blaogy This is Zimbaboe raha Hampian'i Malawi ve ny famotsorana ireo fitaovam-piadiana hoan'i Zimbaboe ? :
The Nyasa Times has this report today and it seems a lot more plausible to me than yesterday’s Hollywood-style information regarding Venezula…
Malawi government has sent a top three man national intelligence experts ...
2008-04-28
Angôla : Lalàna mikasika ny fitaovam-piadiana
Cazimar no manapariaka ao amin'ny blaogy África Minha [Ny Afrikako] mikasika ny vaovao izay manambara fa nahazo alàlana ny hiantsona any Luanda mba hametraka “entana” hoan' Angôla ny sambo Shinoa An Yue Jiang [izay mitondra koa ireo fitaovam-piadiana saika hoan'i Zimbaboe]. Anontanian'ity mpiblaogy ity izay antony ilàn'ny filoham-pirenena Angôlana José ...
Zimbaboe : Governemanta Tetezamita Iombonan'ny Firenena ?
Amanda Atwood no manapariaka ao amin'ny blaogin'ny kubatana.net ny hafatra izay napetraky ny Zimbaboeana mikasika ny tolokevitry ny hisian'ny Governemanta Tetezamita Iombonan'ny Firenena any Zimbaboe :
We’ve received a flood of replies, particularly via SMS, with voices against a government of national unity out numbering those in favour of it ...





Fanamelohana ho faty ireo tantsaha malagasy noho ny aditany...
-
Misotra ny Jentilisa aloha nandika ity post ity mailaka dia maila...
-
Manaraka izany, tena manomboka mampiahiahy tokoa ankehitriny ity ...
-
Tsy maintsy manambara ny hevitro aho etoana ! Araka ny fijeriko n...
Tohiny »