· Desambra, 2012

Tantara mikasika ny Zimbaboe tamin'ny Desambra, 2012

Ndao Hifidy ny Zava-Mahatalanjona Natoraly Fito Tsara Indrindra Eto Afrika

  03 Desambra 2012

Misy fifaninanana isan-taona nalefa ho an'ny daholobe hifidianana ny zava-mahatalanjona voajanahary fito tsara indrindra eto Afrika, ary efa mandeha izany fisafidianana izany amin'izao fotoana . Misy ireo faritra voajanahary mahavariana tsy voafantina, ka nisy blaoga vitsy nanoso-kevitra tamin'ny alalan'ny bilaoginy. Indreto ny sasany aseho an-tsary: