· Jolay, 2009

Tantara mikasika ny Zimbaboe tamin'ny Jolay, 2009

Zimbaboe : Firaisan-kinan'ny mpivarotra

“Mpivarotra eto Zimbaboe, miray hina” hoy ny lohateny lehibe tao amin'ny blaogin'i Kutabana. “Izao no tatitra avy amin'ny olona iray monina ao Harare : Anio tolakandro manodidina ny tamin'ny 2 sy sasany, dia nahita mpivarotra nifanjevo aho, nanary ny entam-barotr'izy ireo ary nihazakazaka namonjy ny ainy. Akaikin'ny Greenwood Park no...