· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Zimbaboe tamin'ny Avrily, 2008

Angôla : Lalàna mikasika ny fitaovam-piadiana

  28 Avrily 2008

Cazimar no manapariaka ao amin'ny blaogy África Minha [Ny Afrikako] mikasika ny vaovao izay manambara fa nahazo alàlana ny hiantsona any Luanda mba hametraka “entana” hoan’ Angôla ny sambo Shinoa An Yue Jiang [izay mitondra koa ireo fitaovam-piadiana saika hoan'i Zimbaboe]. Anontanian'ity mpiblaogy ity izay antony ilàn'ny filoham-pirenena Angôlana José...

Zimbaboe : Governemanta Tetezamita Iombonan'ny Firenena ?

  28 Avrily 2008

Amanda Atwood no manapariaka ao amin'ny blaogin'ny kubatana.net ny hafatra izay napetraky ny Zimbaboeana mikasika ny tolokevitry ny hisian'ny Governemanta Tetezamita Iombonan'ny Firenena any Zimbaboe : We’ve received a flood of replies, particularly via SMS, with voices against a government of national unity out numbering those in favour of it...

Zimbaboe : “Fikatsahana ny Fahamarinana sy Rariny”

  28 Avrily 2008

This is Zimbabwe no mitatitra ny fampahafantarana ireo gazety ny fiforonan'ny fikambanana “Fikatsahana ny Fahamarinana sy Rariny” any Zimbaboe : The Institute for a Democratic Alternative for Zimbabwe (IDAZIM) has initiated, with full support from civil society, labour and legal organizations, the Truth and Justice Coalition on Zimbabwe. Its objectives...

Barbada, Jamaïka : Momba ireo fitaovam-piadiana

  25 Avrily 2008

Bajan Global Report sy ny Jamaïkana Geoffrey Philp dia samy mitatitra momba ny fivarotana fitaovam-piadiana Shinoa any Zimbaboe. Geoffrey Philp's mampahatsiahy ny fifandraisan'ny mpihira fanta-daza Bob Marley sy Zimbaboe : Twenty-eight years after Bob performed “Zimbabwe”, Robert Mugabe is still holding on desperately to power and it seems that he will use...

Zimbaboe : Pôlitikan'ny fiovana sy Fiovan'ny pôlitika ?

  24 Avrily 2008

Zimpundit no manapariaka ao amin'ny blaogin'ny Pajama Media izay fijeriny ny toe-draharaha pôlitika any Zimbaboe : While journalists, bloggers, and activists chronicled the dilemma of a nation that voted for the politics of change, the more significant undercurrent — that of Zimbabweans voting for a change in Zimbabwean politics —...

Zimbaboe : Izato fahamarina manelingelina

  24 Avrily 2008

This is Zimbabwe no manapariaka Izato fahamarina manelingelina izay tatitra navoaky ny Fanaraha-maso ny fivoatry ny Demôkrasia any Afrika Atsimo IDASA [Institute for Democracy in South Africa], mikasika ny fifidianana any Zimbaboe: The 15 page report is titled ‘The Inconvenient Truth: A complete guide to the delay in releasing the...

Zimbaboe : Iza no maniry ho filohan'ity firenena ity ?

  23 Avrily 2008

Township Vibes no manontany ao amin'ny blaogy My Zimbabwe Today ireo izay maniry ho filohan'ny Zimbaboe : Today the Zimbabwean dollar is trading at $200 million to £1. Yes that's true, 200 million dollars for one British pound. Not at all surprising to most Zimbabweans. The Zimbabwean dollar as well as...

Zimbaboe : Miaramila Shinoa any Mutare ?

  23 Avrily 2008

Curly no manontany tena izay antom-pisian'ireo miaramila Shinoa any Zimbaboe : These blue suited marathon running highly trained policemen probably know the identities of the Chinese troops who have been reported as being seen on the streets of Mutare in Zimbabwe, after checking into a hotel resplendent with nice shining...