Tantara mikasika ny Zimbaboe tamin'ny Marsa, 2008
Zimbaboe : Inona no mbola andrasan'ny MDC ?
Bev Clark no mizara ao amin'ny blaogy kubatana ny fijeriny mikasika ny fifidianana any Zimbaboe : But what now? What is the MDC waiting for . . . the Zimbabwe Electoral Commission’s “official” results which everyone is suspicious of? It seems odd to temper a wonderfully audacious move (claiming victory)...
Zimbaboe : Tantara an-tsary ny fifidianana filoham-pirenena
Ngizwani-Ndinzwei no manapariaka tantara an-tsary ny fifidianana jeneraly [filoham-pirenena sy solombavambahoaka] any Zimbaboe : The Netherlands Institute of Southern Africa (NiZA) kindly gave us a grant to capture the Zimbabwe election in pictures. Using that grant a team of 3 journalists (two in Zimbabwe and one in South Africa) have...
Zimbaboe : Vehivavy nodarohana nandritra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena hoan'ny vehivavy
This is Zimbabwe no mitatitra ny tantaran'i ireto vehivavy izay nanao hetsika filaharana nandritra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena hoan'ny vehivavy, ary nodarohan'ny mpitandro filaminana tany an'araben'i Bulawayo any Zimbaboe: Please visit the WOZA website and tell them via their comments section how incredible they are, and let them know...