· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Zimbaboe tamin'ny Janoary, 2008

Zimbaboe: Vola mety lany daty

Zavatra mampihomehy mampalahelo no hitan'i Aaron avy any Sodana ka zarainy amintsika ary izy io dia momba ny krizin'ny vola mitranga any Zimbabwe: “Tsy afa-milaza aho tsy mbola nisy toy izay hatramin'izay. Namoaka vola misy soratra manao hoe “best before” izany hoe tsara ampiasaina alohan'ny (toy ny fanafody amin'ny ankapobeny) arahina...