Tantara misongadina momba ny Zambia
Afrika: Firenena maro no tsy mahatsiaro ny Andron'i Afrika
Ny Andron'i Afrika dia fahatsiarovana isan-taona ny 25 may 1963 izay vanin'andro nijoroan'ny Firaisam-be Afrikaan na ny OUA tany Etiopia. Hetsika maro no nankalazana azy ity tany amin'ny faritra samihafa eran-tany. Nahatsiaro izany vanin'andro izany koa ny mpitoraka bilaogy sy ny mpiserasera twitter ka manoratra mamelabelatra momba ity Andron'i Afrika ...
2009-07-30
Mpandresy tamin'ilay fifaninanana horonantsary momba ny Demokrasia
Inona no atao hoe Demokrasia? Izany no fanontaniana nezahan'ireo mpandray anjara maherin'ny 900 novaliana tamin'ny alalan'ny horonantsarin-dry zareo, ho valin'ny Fifaninanana Horonantsary momba ny Demokrasia nokarakarain'ny Departemantan-panjakana Amerikana sy mpiara-miasa maro hafa, misokatra ho an'ny mpandray anjara maneran-tany. Tamin'ny alalan'ny fantsona YouTube-ndry zareo, ny olona dia nandefa ireo horoantsarin-dry zareo izay mameno ilay fehezanteny hoe "Ny Demokrasia dia..."
2007-11-30
Zambia : Hetra isan'ny iva indrindra
Vaovao tsara hoan'ireo izay manam-pikasana ny hampiasa vola any Zambia no ampitain'ny blaogy New Zambia :
« Zambia has some of the lowest tax rates in world - TTR [Total Tax Rate] world ranking of 6 and African ranking of 1. »
« Isan'izay firenena mampihatra ny hetra ambany indrindra eran-tany i ...




