The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Uganda Sokajy ara-tany

RSS ho an ny Uganda

2007-10-30

Oganda : Bilaogera nikopak’elatra noho ny tahotra

Efa nosoratana teto amin’ny Global Voices ny hevitra feno fihantsiana nataon’ny bilaogera sy mpanolotra fandaharana amin’ny onjam-peo Ogandey Dennis Matanda momba ny kolontsaina afrikana, ny (filoha) Idi Amin ary ny momba ny fiverenana hisian'ny fanjanahantany indray izay efa nosoratana teto amin’ny Global Voices. Dia mbola niteraka resabe ihany ny fanaony ...

2007-10-25

Afrika : Hatsangan'i Shina ho zanany ve i Afrika ?

Hatsangan'i Shina ho zanany ve i Afrika ? : « The latest project to hit the headlines is a $5 billion offer from the Chinese government to fund roads, railways, hospitals and clinics in the African Congo. Elsewhere, China is already “the biggest investor in the Sudan,” says the Seattle Times. ...

2007-10-23

Afrika : Avia amin'ny boatin-drakitra io anilanao io

Ny blaogy Diary of a Mad Kenyan Woman na diarin'ilay vehivavy Kenyana adala dia mizara ny fijeriny feno fanontaniana mihoatra ny firongatr'ireo « asa soa » Erôpeana any Afrika : « I am intrigued by the recent proliferation of web-based giving and I have been keeping a curious eye on ...

2007-10-22

Oganda : Fahalalahana ara-gajety inona ?

Ny mpiblaogy Scarlett Lion avy any Oganda dia maneso raha miresaka momba ny fahalalahana ara-gajety any aminy izay nivoatra ny filaharany iraisam-pirenena : « While it appears that Uganda has improved in Press Freedom Rankings from 116 to 96 (a big jump), things are without problems in the Ugandan media. » « ...

2007-10-17

Oganda : Tany « tondra-dronono sy tantely » ve i Oganda ?

Mametraka fanontaniana ny blaogy Basawad raha i Oganda no ilay tany « tondra-dronono sy tantely » ? : « Uganda is indeed the land of plenty of food and water. I write this, with Uganda that was in the 60s and 70s - in mind. Growing up in Uganda then, I ...

2007-09-29

Ogandà : Miverina amin'ireo tondra-drano be ny mpiblaogy

Tena nataon'ny mpiblaogy Ogande ho vain-dohan-draharaha nandritra iny tapa-bolana lasa iny ny mitantara ireo tondra-drano be izay nianjady tamin'ny faritry Afrika ambanin'i Sahara. Tena isan'ny voa mafy tamin'izany tondra-drano izany tokoa mantsy ny faritra Avaratra sy Atsinanan'i Oganda, ka olona 250 no namoy ny ainy ary mihoatry ny 150'000 ireo ...

2007-09-26

Rotaka tany Kampala

Ny blaogy Random Acts of Penmanship[En] dia nametraka tamin'ny aterineto sary maro momba ny rotaka tany Kampala. "Teo am-pisakafoana aho tamin'ny maraina no nahare antson'ny namana iray mampahafantatra ny rotaka ao an-tanàna. Nateliko haingana ny sakafoko ary nirohotra tany an-tanàna aho nanao fanangonam-baovao an-tsary". Ndesanjo Macha