The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Togo Tahiry Firenena

RSS ho an i Togo

2008-06-25

Vanessa Worou, mpihira vavy Tôgôley vao misondrotra

Kangi Alem no mitatitra mikasika an'i Vanessa Worou, mpihira vavy Tôgôley vao misondrotra : Un petit air de Kidjo, par endroit, mais dans l’ensemble une assurance dans le chant et une orchestration simple, efficace “tsindraindray ohatry ny mampahatsiahy an'i [Angelique] Kidjo izany, kanefa rehefa aravona dia, fahatokisana amin'ny fomba fihirana ravahina rafi-java-maneno ...

2007-11-12

Afrika : Mpanao gazety tandrefana manandrakandrana an'i Afrika

Ny mpiblaogy Arjen Westra dia mitantara ny diany voalohany tany Tôgô sy Nizeria : « My first visit to Nigeria years ago, I did not get the AK47 roadblocks every 200 meters that people prepared me for. I neglected the advice of friends (who had never been to Africa), asking me ...