The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Tanzania Tahiry Firenena

RSS ho an i Tanzania

2007-12-15

Tanzania : Fitsidihana an'i Zanzibar

Ny mpiblaogy Ore dia mitantara ny fitsidihany an'i Zanzibar : « There's so much to share that I don't know where to start from. I also don't have the time to do it, especially since I am blogging from a cyber cafe located in the post office. Internet access here is ...

2007-11-11

Tanzania : Miantso amin'ny finday eo am-piandrasana ny kiraronao ho vita borosy

Any Tanzania, raha mbola eo am-piandrasana ireo kiraronao ho vita borosy ianao dia afaka koa miantso amin'ny finday : « The telecommunication leader in Tanzania Vodacom, is leveraging the network of professional shoe shiners dispatched throughout the city. » « Vodacom izay orinasa lehibe indrindra mitrandraka ny telefaonina any Tanzania dia ...

2007-10-24

Tanzania : Tsy heverin'ny Tanzaniana ho toy ny fahavalo intsony ny Tahirim-Bola Iraisam-Pirenena FMI

Ny blaogy Tanzania Common Cents dia manambara momba ny fifandraisan'i Tanzania amin'ny FMI : « While it is true that over the years Tanzania has graduated in her relationship with IMF to the point of currently operating under a PSI and thus driving its own development agenda; and while its ...

2007-09-14

Tanzania: Adihevitra Momba Ny Volonkoditra Sy Firazanana Mahaolompirenena.

Tovovavy Tanzaniana iray rehefa voahosotra ho Oliravina Vodacom Tanzania 2007 no niresadresaka tamin’ny mpanoratra ny Bongo Celebrity  Blog no latsa-bava nanao hoe:  “It’s sad that people have raise such an issue. I don’t see why they should, because I am not the only Asian born in this Country. In fact both ...