· Novambra, 2010

Tantara mikasika ny Tanzania tamin'ny Novambra, 2010

Nahazo filoham-pirenena vaovao i Zanzibar, fitaintainana tany an-toerana

  20 Novambra 2010

Navoakan'ny Komisiona momba ny Fifidianana tany Zanzibar  omaly efa hariva be fa i Dr Ali Mohamed Shein avy ao amin'ny antoko Chama Cha Mapinduzi (antoko revolisionera) no nandrombaka ny fandresena tamin'ny fifidianana izay ho filoham-pirenena tany Zanzibar ka izy izany no filoha faha fito hitondra ity firenena ity. Nandresy tamin'ny...