· Jona, 2008

Tantara mikasika ny Tanzania tamin'ny Jona, 2008

Tanzania: milina fikarohana avy any Tanzania

  08 Jona 2008

White African dia nahatsikaritra tranonkalam-pifandraisana roa vaovao avy any Afrika Atsinanana: “Bongoza dia milina fikarohana natao ho an’i Tanzania. Nanitikitika ahy ny fisainana hoe milina fikarohana iray isaky ny firenena. Ny mahazatra ahy dia ny misaina fa hoe izay milina fikarohana lehibe dia tokony ho azo anaovana ny asa rehetra...