2008-01-09
Sodana : Mpiblaogy Aotrisiana miblaogy ny nitazonana azy
Ingahy Thomas Hirschvogel mpiteti-tany Aotrisiana dia mitantara momba ny nitazonan'ny manam-pahefana azy tany Sodana nohon'ny fiheverana azy ho mpitsikilo :
« well, the postcards didn't cause any troubles, but the articles about the former rebel groups definetly did. it was just soooooooo stupid to carry them in my luggage. they interrogated ...
2007-12-14
Sodana : Fomba tsy mahomby iadiana amin'ny SIDA
Any Sodana, ny mpiblaogy Zizou from Djerba dia mitsikera izay antsoiny ho “peta-drindrin'ny fahafatesana” izay ahitana karan-doha sy taolam-pe roa mifanojo ampiasaina mba hampitandremana ny olona mikasika ny lozan'ny SIDA :
« Moraliser les gens en leur faisant peur du sida ... contribue surement a propager le discours religieux ... mais il ne diminue pas la ...
2007-12-13
Sodana : Firenen'ny fifangarihana
Ny blaogy Zizou from Djerba [Toniziana mandalo any Sodana] dia mizara amintsika izay tsoak'heviny teo am-panatrehana fampisehoana iray :
« J'ai ete voir une piece de theatre jouee par des eleves de la KICS [...] La piece de theatre parlait de democratie, d'alternance au pouvoir et de droits de la femme ...
Egypta : Tsiambaratelon'ireo vehivavy any Sodana
Ny mpiblaogy Sandmonkey dia mizara tsiambaratelon'ireo vehivavy any Sodana :
« Women of the world, stop your Keegel exercises. There is apparently a sudanese sauna-like tradition that tightens things up down there and drives sudanese men wild . »
« Ry vehivavy maneran-tany, ajanony ireo fanazarantena “Keegel” fanaonareo. Toa misy fomban-drazana fanaon'ireo ...
2007-11-21
Sodana : Inona ireo zavatra nitranga tany Darforo ?
Ny blaogy Meskel Square dia mitatitra momba ireo zavatra farany nitranga tany amin'ny faritry Darforo any Sodana :
« As you no doubt already know, the Sudanese government, the African Union, the United Nations and a smattering of obscure rebel factions are still going through the motions of peace talks in the Libyan ...
2007-11-03
Tshady : Fahafaham-baraka ateraky ny fanaganan-jaza ataon'ny ONG Frantsay iray
Ry Sambo fiaran'i Zoé, « manempotra ahy ny fitiavanao ! »
Ny blaogin-dRaprezy! [Le blog du Prési!] izay diam-penina mpiblaogy Kameroney iray miteny Frantsay dia mamoavoafy mikasika ny fahafaham-baraka vao tsy ela, izay nateraky ny fihetsika nataon'ny ONG Frantsay iray izay nitetika ny hanavotra ankizy miisa 103 izay avy any amin'ny ...
2007-10-25
Sodana : Andro natokana hanaovana hetsika hanohanana an'ny Darforo
Ho fandraisana anjara amin'ny andro natokana hanaovana hetsika hanohanana an'ny Darforo dia manaparitaka sarimihetsika mba tsy hanadinoana ny blaogy The Whinery 2.0.
Ndesanjo Macha
2007-09-17
Mba misy zavatra tsara ve any AFrika?
Izany no fanontaniana miharo fandranitana voarain'i Kizzie, izay mpitoraka blaogy avy any Sudan vao tsy ela:
We were in America and a famous Jewish-American human rights activist/writer/professor invited us for lunch. We talked and talked about the middle east/Islam/immigration/human rights issues and when my professor suggested they ask me something about ...




