· Janoary, 2012

Tantara mikasika ny Sodàna tamin'ny Janoary, 2012

Afrika : Valisoa sy Hadisoam-panantenana Amin'ny CAN2012

  29 Janoary 2012

Any Afrika ary hatrany an-toeran-kafa mihitsy, angonin'ny baolina kitra hanodidina ny ekipam-pirenena iray ny olona. Ao anatin'ny fientanentana manodidina ny CAN2012, misy teboka roa mahasarika ny sain'ireo bilaogera. Ny voalohany, dia ny tsy fisian'ireo firenena vaventy mahazatra amin'ny resaka baolina kitra afrikana..