Tantara mikasika ny Sodàna tamin'ny Mey, 2010
Nihitsoka nandritra ny enina andro ny tranonkala ‘Sudan Vote Monitor’ fanaraha-maso ny fifidianana
Nihitsoka nandritra ny enina andro ny Sudan Vote Monitor, tranonkala mpanaramaso ny fifidianana, tamin'ny herinandro lasa teo. Nanao tatitra mikasika ny tsy fandehanan'ity tranonkala ity Reportrs Sans Frontière ary nangataka ny hamahana tanteraka ity sakana ity. Sehatra malalaka iray natsangan’ny fiarahamonina sivily Sodaney nampiasana ny rindrambaiko misokatra, Ushahidi, ny Sudan...