· Septambra, 2007

Tantara mikasika ny Sodàna tamin'ny Septambra, 2007

Mba misy zavatra tsara ve any AFrika?

  17 Septambra 2007

Izany no fanontaniana miharo fandranitana voarain'i Kizzie, izay mpitoraka blaogy avy any Sudan vao tsy ela: We were in America and a famous Jewish-American human rights activist/writer/professor invited us for lunch. We talked and talked about the middle east/Islam/immigration/human rights issues and when my professor suggested they ask me something...