The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Sudan Tahiry Firenena

RSS ho an i Sudan

2009-02-22

Sodana: Miteny ao amin'ny Horonantsary ny mpandripa-bahoaka ao Darforo.Video post

Mampiseho ny fijoroana vavolombelon’ireo lehilahy efatra milaza fa nandray anjara tamin’ny herisetra sy famonoana tao Darforo ny horonantsary navoakan’I Aegis Trust, ary tsy matahotra akory ry zareo milaza fa fandringanana ireny. Natsofoka tao amin’ny zotra Hub ny horonantsary ary antenaina fa hanipy izany any amin’ny hafa ny olona mba hanaparitahana ny antontam-baovao.

2008-09-09

Cyber-Activism ,
Ady & Fifandirana

“Lazao anay izay teti-panoronareo amin'i Darfur!” dia vondrona Facebook iray, mampivoitra ny fiangavian'ny olo-tsotra amin'ireo mirotsaka hofidiana no filoha dia Atoa McCain sy Atoa Obama hanana paika manokana momba an'i Darfur tokony hozakaina rehefa mitondra raha tarafina avy amin'ny efa fidiran'i Etazonia antsehatra any amin'ity faritra ity…

2008-07-24

Fahalalahàna miteny ,
Governance

Heba Aly ao amin'ny bolongana Untold Stories [tantara tsy voalaza] avy amin'ny foibe Pulitzer mitatitra ny  Kirizy no mitatitra fihetsiketseham-panoherana ny mety hisamboran'ny fitsarana iraisam-pirenena ny filoha Al-Bashir izay nataon'olona vitsy ka manontany tena hoe nahoana moa no tsy be mpanaraka araka izay nodradradradraina ny fihetsiketsehana.

2008-06-06

Sodàna : Mikasika izay raharaha any Darforo, nahoana isika no mila mifantoka tsara ?

Ny namana Ethan Zuckerman no manontany tena sy mizara izay fiheviny mikasika izay raharaha any Darforo, nahoana isika no mila mifantoka tsara [mianatra] ? : One of the questions I’ve wanted an answer to for some time is how the community focused on Darfur has managed to attract so much attention to ...

2008-05-09

Afrika : Mirongo basy ravahana raozy

Khadija Sharife no miresaka momba ireo [mety ho] tombotsoa ara-miaramila hoan'ny Amerikana any Afrika : According to the US African Command website, Somalia -– invaded by US backed Ethiopian troops in Jan 2007, under the guise of hunting Al–Qaeda –- is in desperate need of assistance. “Araky ny flazan'ny vohikalan'ny Sampandraharaha ...

2008-04-21

Mananontanona ny ady any Sodana

Raha ny vitan-dratsy mifanongoa ao ambony ao no mitohy dia hirodana angamba ny fifanarahan'ny Sodane ho amin'ny fandriam-pahalemana tanteraka, nefa alohan'ny hahatongavantsika amin'izany, ndeha hotohizantsika ny fanomezana ireo vaovao tsara sy mahafinaritra. Velom-piderana i Drima momba ilay boky vaovaon'ilay silamo Sodane mampahaizana izay nantsoin'i Irshad Manji mba ho vahininy vao ...

2008-03-18

Sodana : Ny dikan'ny hoe mpibalogy sy taratasy ampahibemaso hoan'ny filoham-pirenena

Ary satria jeri-manontolon'ireo blaogy Sodaney izy ity dia tsaratsara kokoa angamba raha atombotsika amin'ny tolotra izay dikan'ny hoe mpiblaogy, ny iray dia namaly izany an-tsary. The Definition of a Blogger… or to be more specific, a political blogger, especially in our super democratic part of the world. Ny dikan'ny mpiblaogy … na ...

2008-01-23

Sodana : “Bromure de potassium” sy famosaviana

Andrew Heavens no manoratra momba ny “Bromure de potassium” sy famosaviana any Sodana: Only in Sudan. Sudanese bakery owner fined for using witchcraft in court “Raha tsy any Sodana ianao tsy hahita fitsarana manome lamandy tompo-trano fanaova-mofo vokatry ny fiampangana famosaviana”