The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

South Africa Sokajy ara-tany

RSS ho an ny South Africa

2008-05-15

Afrika : Tsy mba maka sary ry zareo any AfrikaPhotos post

Africa is a Country [Afrika no firenena] no manontany tena raha mba misy maka sary ihany ve any Afrika ? : Pieter Hugo, the South African photographer, is the only African featured in JUXTAPOZ’s “Photo Issue” that came out this month. I guess we’ll have to wait till their “Africa” issue “Ny ...

2008-05-14

Arts & Culture

Vaovan-damaody afrikana Ladybrille: “Angom-baovaon-damaody mivoaka isan-kerinandro miresaka momba an'i Afrika na avy eto Afrika. Vaovao misongadina vitsivitsy tamin'ity herinandro ity: a) Mikarakara ny herinandron'ny lamaody voalohany indrindra miaraka amin'ny herinandron'ny Lamaody Coca-cola Accra i Ghana; b) Mamolavola fifandraisana amin'i Azia i Afrika Atsimo, Mikasa hanao seho any Nizeria ilay mpamoron-damaody Nizeriana mipetraka any Afrika Atsimo Fred Eboka ary efa ho hipoka tanteraka ny any Johannesburg renivohitry ny Lamaody Afrikana Tatsimo!”

2008-04-22

Media ,
Technology

“Nahazo ny lokam-pankasitrahana Webby mifanila amin'i (CNN, CBS News, The New Yorker, CNBC, The New York Times, TIME ary ny the Observer Media Group) i Thought Leader (mpitari-tsaina). Mametraka ny Thought Leader ho ao anatin'ny bolongam-politika 15 be mpamaky indrindra manerantany izany ary mametraka azy ho hany tokana avy eto Afrika amin'ny sokajy misy azy,” hoy ny tatitry Vincent Maher.

2008-04-16

Zimbaboe : Hatraiza ny fahefan'i Mbeki

Hope no manoratra ao amin'ny blaogy This is Zimbabwe ny fahakiviany tanteraka tamin'ny fihetsiky Thabo Mbeki filohampirenena Afrikana Tatsimo : Mbeki, after going to Harare to see Mugabe, says today that there is “no crisis”…I cannot believe I am so upset - again - because whenever I know Thabo Mbeki is ...

2008-04-02

Sport

Miarahaba ny ekipam-pirenen’i Qatar amin’ny baolina fandaka i Saddavi ao amin’ny Qatar Living tamin’ny nahazoany isa telo voalohany amin’ny fifanintsanana amin’ny fiadiana ny ho tompondaka erantany izay hotontosaina any Afrika Atsimo 2010 (Fifa World Cup), raha nandresy ny tompondakan’i Azia Iràka tami’ny isa 2-0.

2008-03-26

Tontolo iainana : Fomba fanomanana masombolina baomba

Rory no manapariaka ao amin'ny blaogy Carbon Copy, izay hevitra novakiany tamin'ny boky The Guerilla Art Kit nosoratan'i Keri Smith, momba izay fomba fanao hanomanana masombolina baomba izay azo afafy tsara amin'ny :  …vacant lots, pavement cracks, long-standing rubbish piles, or anywhere that would benefit from a bit of random greenery. “… trano foana, arabe feno lavadavaka, ...

2008-03-10

Afrika Atsimo : Horonan-tsary tao Free State mivoy fanavakavaham-bolon-koditra

Nafanafana indray nandritra ny folo andro ny fanoherana ny habibiana sy ny fanavakavaham-bolon-koditra ao Afrika Atsimo. Horonan-tsarimihetsika iray mivoy fanavakavaham-bolon-koditra novokarin'ny mpianatra 4 avy ao amin'ny Free State University, maneho mpanadio mihinana sakafo efa namanizan'ny mpianatra iray moa no nitarika ireo hetsika ireo. Hita ao amin'ilay horonan-tsary koa ny fanararaotana ...

2008-03-06

Afrika Atsimo : Ho fanohanana ny fametrahana ny “fanampian-tosika ara-bolo-koditra”

Tohanan'i Na'eem ny “fanampian-tosika ara-bolo-koditra” izay kasaina apetraka any Afrika Atsimo : Anyone who believes that such “race-based” organising has no place in the “new South Africa” either has no clue, at best, about what apartheid did to black people or, at worst, wants to ignore the persistent aspects of apartheid and ...

2008-03-05

Afrika Atsimo : Hadalana Iray Indray Nataon’i Manto

Miteraka resa-be indray ny Minisitry ny Fahasalamana ao Afrika Atsimo, Ramatoa Manto Tshabalala-Msimang, izay efa nolazain’ny lahatsoratra taloha fa main’ny afo noho ireo hevitra lomoriny … Tamin’ity indray mitoraka ity dia hatezarana no nitsenan’ireo mpitoraka blaogy ny hevitra narosony ny ekipa mpanatanteraky ny filoham-pirenena mikasika ny fitsaboana nentim-paharazana. Izao no voalaza ...

2008-03-04

Tontolo iainana : « Ireo tanàna maloto »

Carbon Copy no mizara zava-misy mikasika ireo tanàna maloto … In South Africa, Johannesburg has vehicle emissions, dust from mine dumps and untarred roads, and excessive burning of coal especially in informal settlements. Cape Town contends with tyres being burned illegally to recover scrap metal. And even small rural towns have ...