· Jona, 2015

Tantara mikasika ny Afrika Atsimo tamin'ny Jona, 2015

Jereo i Afrika Tsy Ho Asehon'ny Media Anao Mandrakizay

  26 Jona 2015

Matetika ny Fampitam-baovao Tandrefana namariparitra an'i Afrika ho toerana maizina, tsy misy fanantenana. Nifamory teo ambany hashtag #TheAfricaTheMediaNeverShowsYou ny Afrikana mpisera Twitter hanaporofo aminao fa tsy marina izany.