· Septambra, 2008

Tantara mikasika ny Afrika Atsimo tamin'ny Septambra, 2008

Afrika: Fahefana amin'ny alalan'ny fitaovan-dahatrisa (niomerika)

  09 Septambra 2008

Bay Tsimane no mamaham-bolongana avy any amin'ny Fihaonamben'ny olom-pirenena mampiasa fitaovan-dahatrisa (niomerika) tontosaina any Indaba, Afrika Atsimo amin'izao fotoana izao: “Tamin'ity taona ity ny Digital Citizen Indaba (DCI) dia nampiseho tamin'ny fomba mamelombelona sy tamin'ny alalan'ny fanehoana an-tsary ny fanovana ny fiainam-piaraha-monina entin'ny haitao finday tahaka ny MXit, finday iray ...