Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mitatitra amin'ny firenena 167 izahay. Mandika amin'ny fiteny 35 izahay. Izahay (Isika) no Global Voices.

Mihoatra ny 800 izahay manerantany no miasa miaraka hitondra vaovao tsy dia fahitanao loatra. Saingy tsy afa-manao izany samirery izahay. Fa na dia mpilatsaka an-tsitrapo aza ny ankamaroanay, dia mbola mila ny fanampianao hatrany hanohana ny tonia, ny mpahay teknolojia, ny tetikasa fanentanana sy fiarovana, ary ireo mpisahana lanonana (fivoriana) avy ato aminay.

Mandraisa anjara ary ankehitriny »
GlobalVoices anaty

Somalia

Tahiry Firenena · 9 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika ny Somalia

20 Janoary 2013

Tohin'ny lahatsoratra

Ireo Fitsabahana Ara-tafika Ataon'ny Frantsay Ao Afrika

Nanomboka ny 11 Janoary ny firotsahana ara-tafika ataon'ny frantsay ao Mali, antsoina hoe Opération Serval, taorian'ny fandrosoan'ny vondrona islamista nankao Bamako. Noarahabain'ny ampahany tamin'ny vahoaka tao Mali sy ny mpanaramaso avy any ivelany, nefa miala amin'ny fitsipiky ny tsy fitsabatsabahana any Afrika nofaritan'ny filoha frantsay Hollande ity firotsahana ity.

03 Desambra 2012

Tohin'ny lahatsoratra

Ndao Hifidy ny Zava-Mahatalanjona Natoraly Fito Tsara Indrindra Eto Afrika

Misy fifaninanana isan-taona nalefa ho an'ny daholobe hifidianana ny zava-mahatalanjona voajanahary fito tsara indrindra eto Afrika, ary efa mandeha izany fisafidianana izany amin'izao fotoana . Misy ireo faritra voajanahary mahavariana tsy voafantina, ka nisy blaoga vitsy nanoso-kevitra tamin'ny alalan'ny bilaoginy. Indreto ny sasany aseho an-tsary:

05 Marsa 2012

Tohin'ny lahatsoratra

Voaheloka Ho Nanitsakitsaka Ny Zon'olombelona Nanoloana Ireo Mpitsoa-ponenana Afrikana i Italia

Ny 23 febroary, didim-pitsarana manan-tantara no navoakan'ny mpikambana ao amin'ny fitsarana eraopeana momba ny zon'olombelona manana ny foibeny ao tamin'ny nanamelohany an'i Italia tsy nisy nandà noho ny fisamborana sy famerenana ireo mpitsoa-ponenana avy any atsimon'i Sahara, izay manitsakitsaka tanteraka ireo fifanekena sy fifanarahana iraisam-pirenena izay nosoniavin'i Italie

18 Janoary 2012

Kenià/Somalia: Ady Ao Amin'ny Twitter Ifanandrinan'ny Tafika Keniana Sy Ny Al Shabaab

Nivadika ady tao amin'ny Twitter ny fanafihan'ny miaramila Keniana tao Somalia ireo vondrona mpitolona Al Shabaab antsoina hoe “Tetikady Linda Nchi” “Operation Linda Nchi” (Swahili ”Tetikady ho Fiarovana ny Firenena”). Tonga  izany ady izany noho ny famoahan'ny mpitondratenin'ny miaramila Major E ChirChir sary taloha be tao amin'ny Twitter  @MajorEChirchir, sary ntaolo milaza fa nisy Keniana...

04 Oktobra 2010

Tohin'ny lahatsoratra

Faritr'i Sahel: Momba ny fandoavana tamby hanavotana ireo takalonaina

Ny fakàna takalon'aina nataona vondrona Islamika iray antsoina hoe Al-Qaeda in The Islamic Maghreb (AQIM) izao no malaza any amin'ny Faritr'i Sahel izay nipariaka nanerana ny firenena maro any avaratr'i Afrika. Ho fanafahana ireo takalon'aina, manao tsindry ara-politika amin'ireo firenena Afrikana voakasika amin'izany ireo governemanta sy orinasa, na hizotra amin'ny...

05 Jona 2008

Sômalia : Famonjena an'i Sômalia

Rob Crilly mpanao gazety mahaleotena, fotsy hoditra izay monina any Nairobi, any Kenya, no mitatitra mikasika an'i Afrika hoan'ireo gazety fanta-daza miteny anglisy maro [The Times, The Irish Times, The Daily Mail, The Scotsman and The Christian Science Monitor] no mizara izay fandinihany ny toe-javatra Sosialy sy Pôlitika mipetraka ankehitriny...

09 Mey 2008

Afrika : Mirongo basy ravahana raozy

Khadija Sharife no miresaka momba ireo [mety ho] tombotsoa ara-miaramila hoan'ny Amerikana any Afrika : According to the US African Command website, Somalia -– invaded by US backed Ethiopian troops in Jan 2007, under the guise of hunting Al–Qaeda –- is in desperate need of assistance. “Araky ny flazan'ny vohikalan'ny...

28 Novambra 2007

Sômalia : Fomba Sômaliana

Mianarà fomba Sômaliana miaraka amin'ny mpiblaogy Shafi : « Receiving a guest with such generosity is often praise worthy and the theme of many verses of poetry. In the Somali culture, where families are judged by their hospitality, Sooryo (receiving guests well) is very important and so is Sagootin (seeing...

Renim-paritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny