Tantara mikasika ny Sierra Leone tamin'ny Aogositra, 2015
Mpiasan'ny Fahasalamàna Mandihy Ho Fankalazàna Ny Famoahana Ilay Marary Farany Tratry Ny Ebola Tao Sierra Leone
Nahafaty olona 3.952 tao amin'ity firenena ao Andrefan'i Afrika ity ny valanaretina Ebola raha ny filazàn'ny Fikambanana Iraisampirenena momba ny Fahasalamàna.