GlobalVoices anaty

Sierra Leone

Tahiry Firenena · 6 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i Sierra Leone

03/09/2012

Video Lahatsoratra
Lalao ‘Paralympiques’ : Lasa izao !

Tohin'ny lahatsoratra

Hatramin'ny 29 Aogositra ary hatramin'ny 12 Septambra, atleta 4.200 avy aminà firenena 166 no mandray anjara amin'ny andiany faha-14 amin'ny lalao 'paralympiques' ao Londona ary hifanandrina anaty taranja roapolo. Tantara miavaka amin'ny mahazatra no zarain'i Anna Guèye.

19/02/2008

Sierra Leone : Sekoly hoan'i Sierra Leone

Vaovao voarày avy tamin'ny balogin'ny tetikasa Sekoly hoan'i Sierra Leone [School for Sierra Leone] : The Voice of Sierra Leone Association wants to start by supporting a school by buying...

22/01/2008

Sierra Leone : Enim-bolana any an-toerana

Sweet Sierra Leone [Sierra Leone mamiko] mpiblaogy niverina nody hipetraka any an-tanindrazana no manoratra momba izay zavatra niainany nandritra ny enim-bolana voalohany from USA: I’ve been in Sierra Leone for...

02/01/2008

Enimbolana voalohan’ny Rising Voices

Tahaka antsika efa vonona ny hiditra ao amin’ny taona 2008, dia hankalaza ny fahaenimbolana voalohany nisiany ny Rising Voices. Isaorana indrindra ny fahalalaha-tanan’ny Fanorenana John S. sy James L. Knight...

13/11/2007

Sary Lahatsoratra
Sierra Leôna : Mandro ao anaty sô

Ny mpiblaogy Sandra monina any Freetown, dia mitatitra mikasika ny fandroana ao anaty sô fahita any Sierra Leôna : « In my last post, I mentioned having to take a...

25/10/2007

Afrika : Hatsangan'i Shina ho zanany ve i Afrika ?

Hatsangan'i Shina ho zanany ve i Afrika ? : « The latest project to hit the headlines is a $5 billion offer from the Chinese government to fund roads, railways,...

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny