GlobalVoices anaty

Seychelles

Tahiry Firenena · 3 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i Seychelles

03/12/2012

Sary Lahatsoratra
Ndao Hifidy ny Zava-Mahatalanjona Natoraly Fito Tsara Indrindra Eto Afrika

Tohin'ny lahatsoratra

Misy fifaninanana isan-taona nalefa ho an'ny daholobe hifidianana ny zava-mahatalanjona voajanahary fito tsara indrindra eto Afrika, ary efa mandeha izany fisafidianana izany amin'izao fotoana . Misy ireo faritra voajanahary mahavariana tsy voafantina, ka nisy blaoga vitsy nanoso-kevitra tamin'ny alalan'ny bilaoginy. Indreto ny sasany aseho an-tsary:

13/08/2010

Sina: Tantaran'ny “Visa”

Tohin'ny lahatsoratra

Hatraiza fotsiny ny hasarotr'izany, hoy i Chen Zikun mpitoraka blaogy ao amin'ny Sina sady mpanao gazety mahaleo tena ao amin'ny lahatsorany tamin'ny 6 Aogositra, ho an'ireo mpitety tany Sinoa te-haka...

10/10/2008

Seychelles : Nanaiky ny handray anjara amin'ny rohin-tseratsera Aterineto Pan-Afrikana

Gervais J. Henrie avy any Seychelles no mitatitra fa : Seychelles is the second African country, after Senegal to join the $1 billion pan-African e-network project initiated by the Indian...

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny