2007-12-27
Ezypta: Rama Yade
Tsy amin'ny maha Rama Yade - sekreteram-panjakana frantsay misahana ny raharaham-bahiny sy ny zon'olombelona - azy ka amin'ny fijery politika no itondran'ny mpamaham-bolongana Ezyptiana Eastern Bird ity lahatsoratra manaraka ity (Ar). Raha ny marina dia lohahevitra hafa mihitsy no nanaitra ny aingam-panahiny ka nahatonga azy hanoratra io lahatsoratra eo ambany io.
Toy izao ny ...
2007-12-16
Senegaly : Lahantsary avy any amin'ny nosy Goree
Ny blaogy Seckasysteme dia mamoaboafy mikasika ireo zavatra tsy faseho-masoandro izay nitranga fahiny tany amin'ny nosy Goree any Senegaly araky ny fanambaran'i Boubacar Joseph N'Diaye, mpitahiry ny trano rakitra any an-toerana :
« La somme de misères et de morts qu'avait produits la traite des Noirs, est au-delà de tout ce ...
2007-11-26
Afrika : Fanoherana ny fiakaran'ny vidin-tsakafo any amin'ny firenena maro
Tanterin'ny blaogy ADP [Alliance pour la démocratie et le Progrès ] any amin'ny Repoblika Ivon'i Afrika fa manomboka misy fikomiana etsy sy eroa ho fanoherana ny fiakaran'ny vidin-tsakafo any amin'ny firenena maro any Afrika :
« Maroc, Mauritanie et désormais Sénégal: la flambée des prix des produits alimentaires de première nécessité ...
2007-11-14
Afrika : Fomba fandoavam-bola mampiasa feo any Afrika
Ny mpiblaogy Olivier Gabirault dia mitatitra mikasika ny Maâtcard, izay fomba fandoavam-bola vaovao namboarina manokana hanamaivana ny fampiasana azy amin'ireo firenena andalam-pandrosoana toa an'i Afrika :
« une carte de paiement acoustique, présentée comme une première mondiale, qui vise en priorité les populations des pays émergents peu dotés en infrastructures bancaires. Baptisée Maâtcard, ...
2007-10-15
Senegaly : Lakana-Taxi any Dakar ?
Ny blaogy Politique au Senegal dia manolotra ny anjara birikiny miendrika soso-kevitra [Frantsay] tamin'ny fandrenesany fa hiforona any Dakar ny Lakana-Taxi :
« Parait qu'on va avoir des bateaux taxis à Dakar ... Faut d'ailleurs noter que l'on possède déjà quelques éléments : les canaux et l'eau sale. Comme à ...
Senegaly : Lasa « mafia » ny sehatry ny fampianarana
Ny blaogy Politique au Senegal dia manazava [Frantsay] ny krizy izay misy ny sehatry ny fampianarana any Senegaly ankehitriny :
« Difficile de dire que le Pdef et les 40 % du budget national alloué à l'éducation n'ont servi à rien. Grèves multiples, baisse du niveau, programme bâclé, bulletins de notes ...




