· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Senegal tamin'ny Janoary, 2008

Ny fahasamihafan'i Senegaly sy i Shina

  31 Janoary 2008

Blog politique au Senegal no manolotra ny fomba fahitany ny fahasamihafan'i Senegaly sy i Shina : Il existe une différence fondamentale : la manière de concevoir les choses et de les jouer. Et cette différence, elle change tout ! Nous, on joue au ballon, on rêve de ballons, on en...

Senegaly : Ny pôlitika momba ny fandiovana an'i Dakar

  31 Janoary 2008

Senablog no manolotra izay fiheviny mikasika ny andrana farany izay nataon'ny governemanta Senegaley mba hanadiovana ireo araben'i Dakar amin'ny mpivarotra an-tselika [izay niteraka hetsika fanoherana goavana tamin'ny 21 Novambra 2007] : Force est de reconnaître que ces marchands ambulants issus du secteur informel ont été longtemps protégés par les marabouts...

Senegaly : Hiatrika fifidianana

  30 Janoary 2008

Blog Politique au Senegal no manoratra mikasika ny fifidianana izay hatrehina any Senegaly, kasain'ny antoko eo amin'ny fitondrana ho ferana ny isan'ireo antoko ary tsy misy antoko, na dia iray aza, afaka manazava na izay fotokeviny na izay tetikadiny. Nos partis politiques, s'il ne sont pas au gouvernement, sont de...