The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Senegal Tahiry Firenena

RSS ho an i Senegal

2009-03-11

Andro Iraisam-Pirenena ho an'ny Vehivavy: “Mpanjakavavy avokoa ny vehivavy rehetra”Video post

Omaly no nankalazaina ny andro iraisam-pirenena ho an'ny vehivavy, ary nampiasa ny mozika sy ny tononkalo ary ny zava-kanto ireo mpitoraka bilaogy miteny Frantsay hankalazana ny kanto, ny fandresena ary ny tolona tsy an-kiato ho an'ny vehivavy. Tany Martinika dia nanamarika ny andro iraisam-pirenena ho an'ny vehivavy tamin'ny alalan'ny fandefasana ny ...

2008-12-06

Senegaly: Fikorontanana an-tsekoly

Maro ny mpanao gazety sy mpamaham-bolongana Senegaly no mitodika amin'ny fanamby lehibe atrehina amin'ny fitaizana ny ankizy any Senegaly. Ao amin'ny lahatsoratra navoakan'ny vohikala vaovao PressAfrik [fr], no anoratan'i Awa Diédhiou fa “Tandindonin-doza ny sekoly Senegaly”, satria maro amin'ny sekoly - indrindra ny ao Dakar - no manakaiky loatra ny sekoly, L’école ...

2008-11-26

Senegaly: Mpanefoefo te-hamorona asa vaovao an'arivony

Indro mijoro eo anilan'ny filoha Wade ao amin'ny lapam-panjakana ilay mpandraharaha Senegaly sady Filoha Tale Jeneralin'ny vondrom-barotra Bara Mboup (CCbm), Atoa Serigne Mboup, nilaza ny tsiri-keviny omaly hampiasa vola mahatratra 34 arivo arivo arivo Cfa (US$ 666 arivo arivo) hanomezana asa vaovao mahatratra 60 000 amin'ny ...

2008-10-03

Senegaly : Fahasamihafana mikasika ny Ramadana

Ria Bacon no mizara mikasika ny fivavahana Silamo sy ny fahasamihafana mikasika ny Ramadana Senegaly : Thus for some, Ramadan ended yesterday; for most it was today, declared a national holiday by the Government. One final confusion: the festival to mark the end of Ramadan is called Korité in Senegal, ...

2008-08-22

Fanabeazana ,
Governance

Mitokona ny mpianatra ao amin'ny Oniversite any Dakara, Senegal noho tsy ny nandohavan'ny fanjakana ny vatsim-pianarana. “Raha miady mafy any Beijing ireo atleta avy amin'izao tontolo izao mba handresy ny zava-bita tsara indrindra eo amin'ny fanatanjahan-tena, dia miezaka kosa ireo mpianatra ao amin'ny Oniversite Cheikh Anta Diop ho tompon-daka amin'ny fitoraham-bato”, hoy i Seneblog [fr].

2008-04-01

Mozambika : Hetsika ho fanoherana ny fisondrotry ny vidim-piainana any Afrika

Carlos Serra monina any Maputo, Mozambika no manapariaka ao amin'ny blaogy diário um sociólogo [diarin'ilay mpandinika fiaraha-monina] ireo hetsika sy fikomiana ho fanoherana ny fisondrotry ny vidim-piainana, tamin'ity indray mitoraka ity dia tany Senegaly sy Côte d'Ivoire no nitrangan'izany, nohon'ny fidangan'ny fisondrotry ny vidin-tsakafo. Maminany ity mpandinika ny fiaraha-monina [sociologist ...

2008-01-31

Ny fahasamihafan'i Senegaly sy i Shina

Blog politique au Senegal no manolotra ny fomba fahitany ny fahasamihafan'i Senegaly sy i Shina : Il existe une différence fondamentale : la manière de concevoir les choses et de les jouer. Et cette différence, elle change tout ! Nous, on joue au ballon, on rêve de ballons, on en parle, on ...

Senegaly : Ny pôlitika momba ny fandiovana an'i Dakar

Senablog no manolotra izay fiheviny mikasika ny andrana farany izay nataon'ny governemanta Senegaley mba hanadiovana ireo araben'i Dakar amin'ny mpivarotra an-tselika [izay niteraka hetsika fanoherana goavana tamin'ny 21 Novambra 2007] : Force est de reconnaître que ces marchands ambulants issus du secteur informel ont été longtemps protégés par les marabouts et ...

2008-01-30

Senegaly : Hiatrika fifidianana

Blog Politique au Senegal no manoratra mikasika ny fifidianana izay hatrehina any Senegaly, kasain'ny antoko eo amin'ny fitondrana ho ferana ny isan'ireo antoko ary tsy misy antoko, na dia iray aza, afaka manazava na izay fotokeviny na izay tetikadiny. Nos partis politiques, s'il ne sont pas au gouvernement, sont de véritables ...

2007-12-29

Nampody ny masoivohony tany Senegal i Maraoka

Blog politique au Senegal no nanoratra [fr] mikasika ny fanapahan-kevitry ny Mpanjakan'i Maraoka hampody ny masoivohony avy any Senegal noho ny fifanolanana momba ny Sahara andrefana: “Nanaitra ny hambom-pony (ny mpanjaka) angamba ny fahasahiana minisitra sosialista teo aloha nanohitra ny hevitry ny Marokana momba ny hoavin'ny sahraouis.” Jennifer Brea