Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mitatitra amin'ny firenena 167 izahay. Mandika amin'ny fiteny 35 izahay. Izahay (Isika) no Global Voices.

Mihoatra ny 800 izahay manerantany no miasa miaraka hitondra vaovao tsy dia fahitanao loatra. Saingy tsy afa-manao izany samirery izahay. Fa na dia mpilatsaka an-tsitrapo aza ny ankamaroanay, dia mbola mila ny fanampianao hatrany hanohana ny tonia, ny mpahay teknolojia, ny tetikasa fanentanana sy fiarovana, ary ireo mpisahana lanonana (fivoriana) avy ato aminay.

Mandraisa anjara ary ankehitriny »
GlobalVoices anaty

Sao Tome sy Principe

Tahiry Firenena · 5 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika ny Sao Tome sy Principe

03 Janoary 2012

Tohin'ny lahatsoratra

Izay Nisongadina an-Tserasera Avy Amin'ny Firenena Mpiteny Portiogey Nandritra Ny Taona 2011

Taona iray hafa nitaterana, nandikana ary nampielezan'ny mpikatroka sy ny mpamaham-bolongan'ny firenena mpiteny portiogey ny bolongana sy ny valantserasera manerana izao tontolo izao ny taona 2011. Hifantenana izay nisongadina avy amin'ny fiteny portiogey tato amin'ny Global Voices nandritra iny taona nivalona iny ity lahatsoratra ity.

21 Jolay 2011

Tohin'ny lahatsoratra

Sao Tome sy Principe: Ho Famonjena Ny Kolotsaina Maro Sampana

Ny fankalazan'i Sao Tome sy Principe ny faha-36 taonan'ny fahaleovantenany, ny 12 Jolay, dia nahitàna hetsika ara-kolotsaina sy ara-pomban-drazana natao nanerana ny firenena. Sampannan-dalàn'ny kolotsaina nandritra ny taonjato maro io firenenq io, nitelinq karazana fomban-drazana samihafa hanjary ho tokana. Manampy amin'ny fandraketana ireo dihy nentin-drazana sy bilaogera; sady maneho ny...

10 Marsa 2011

Tohin'ny lahatsoratra

Fanehoam-pitiavana ny teny Portigey amin'ny endriny isan-karazany

Tamin'ny 21 Febroary 21 , nahatsiaro ny andro iraisam-pirenena ho an'ny tenindreny ny Global Voices miteny Portigey miaraka amin'ny fandraisana anjara amin'ny pitsopitsony amin'ny fahasamihafana ara-pitenenana sy ara-kolotsaina. Vakio ny fandinihan'ny tontolon'ny bilaogy eo amin'ny boky tantara voalohany natokana ho an'ny teny Portigey, Milagrário Pessoal - asasoratra vao haingana novokarin'ny...

23 Mey 2008

Diary iombonana hoan'i Afrika miteny Pôrtogey

Ny mpanao gazety mpiblaogy Orlando Castro monina any Angôla no manapariaka ao amin'ny Alto Hama ny fivoriana hotanterahin'ireo firenena Afrikana miteny Pôrtogey izay hanomboka amin'ny faha-28 May 2008 any Lisboana, any Pôrtogala : O passado, presente e futuro de África vai estar em Lisboa durante dois dias, durante os trabalhos...

26 Janoary 2008

Pôrtigalasfera : Ny avotrain'ireo zaza

Vao tsy ela no napariaka ny taham-pahafatesan'ireo zaza latsaky ny 5 taona ny UNICEF. Isan'ireo tsoakevitra napoitran'izany tatitra izany ny hoe i Angôla, i Guinea Bissau, i Môzambika, Saô-Tôme sy Principe, Timôr Atsinanana sy Cap Vert dia samy manana taham-pahafatesan'ny ankizy izay manoatry izay heverina ho tokony ho izy, i...

Renim-paritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny