· Desambra, 2012

Tantara mikasika ny Rwanda tamin'ny Desambra, 2012

Tena Niala An'i Goma, RDC Tokoa Va Re Ny Mpihoko M23?

  06 Desambra 2012

Tohanan'ny governemanta Roande, ny mpihoko M23 no mifehy ny tanànan'i Goma ao amin'ny faritr'i Kivu, akaikin'ny sisintany Roande. Na eo aza ireo tatitra hoe nanaiky ny hisintaka an'i Goma ireo mpihoko, dia toa mbola misy hatrany ny fisalasalàana goavana mikasika ny hoe rahoviana izy ireo no tena hanao izany tokoa.