Tantara mikasika ny Rwanda tamin'ny Avrily, 2010
Rwanda: nampiato gazety
Nametraka rohy amina tantara vitsivitsy mahaliana avy any RD Kôngô i Jason : “* Nampiato gazety roa mpitsikera tsy hivoaka mandritra ny enim-bolana i Rwanda, izany hoe tsy afa-mitatitra ny fizotran'ny fampielezan-kevitra ireo – Tsy faly i Texas in Africa. * Resadresaka tsara dia tsara nifanaovana tamin'ny mpikamabana ao amin'ny Akademia...