Roandà : Fahatongavan'ny orinasa mpikirakira vola avy any Dobay
Fodé-Moussa Keita no mitatitra ao amin'ny Addax ny fikasan'ny orinasa mpikirakira vola avy any Dobay ny hampiasa vola mitetina 230 tapitrisa Dôlara [$] anivon'ny orinasan'ny fizahantany sy serasera any Roandà :
Istithmar Real Estate est une entreprise qui vaut environ 6 milliards de dollars US et qui privilégie les investissements dans ...





Mpiblaogy Malagasy vavolombelona nanatri-maso ireo trozona niantsona k...
-
Atao akory fa "Traduttore, Traditore" hoy ny hain-teny Italiana n...
-
adinoko fa ny TROZONA amin'ny teny Malagasy dia BALEINE kosa amin...
-
Miala tsiny fa angamba amin'ny anglisy dia fianakaviana iray ny D...
Tohiny »