Tantara misongadina momba ny Republic of Congo
Andro iadiana amin'ny SIDA manerantany: Ireo mitondra ny tsimok'aretina
Ity taona ity no manamarika ny faha-20 taona ny Andro manerantany iadiana amin'ny SIDA izay tanterahina isaky ny voalohany volana Desambra. Na dia tsapan'ny olona anarivoarivony amin'ny ankapobeny isan'andro aza ny fiantraikan'ny VIH sy ny SIDA dia ity kosa ny andro manokana hamphafantarana bebe kokoa ny amin'ity aretina ity.
Ny ...
2009-07-28
Congo Brazzaville: Fahadisoam-panantenana taorian'ny fifidianana filoham-pirenena
Ny alahady 12 jolay lasa teo dia nifidy ny vahoaka ao amin'ny Repoblikan'i Congo , fifidianana tsy nandraisan'ny lehiben'ny mpanohitra anjara satria araka ny heviny dia sady tsy malalaka no tsy mitombina. Milatsaka ho fidiana indray hiasa mandritra ny 7 taona manaraka i Denis Sassou N’Guesso izay efa nitondra ...
2008-04-25
Kôngô-Brazzaville : Fiarovana ireo sokatra an-dranomasina
Congopage dia mitatitra mikasika ny andraikitry ny fikambanana Rénatura Congo izay misahana ny fiarovana ireo sokatra an-dranomasina any Repoblikan'i Kôngô :
Rénatura est actuellement dans sa huitième année d’action en faveur des tortues marines sur le littoral du Congo-Brazzaville [...]
C’est à la saison de ponte que les tortues sont les plus ...
2008-03-13
Kôngô-Brazzaville : Fivoizana ny zo hoan'ny fitsaboana
Ny Congolese Women on the web [vehivavy Kôngôley eto amin'ny Aterineto] no mitatitra momba fivoizana ny zo hoan'ny fitsaboana any Kôngô-Brazzaville :
Indigenous people in all areas of Congo Brazzaville live in precarious conditions and are subjected to discrimination and marginalisation, which prevents them from benefiting from all the rights recognised ...
2008-02-16
Kôngô-Brazzaville : Fanapariahana ny teny manambara ny zon'ny vahoaka indizeny
indigenouspeoplecongobrazza no mitatitra momba ireo ezaka ataon' Kôngô hanapariahana sy hampahalalana ny mombamomba ny fanambarana vaovao nataon'ny firenena mikambana hoan'ny zon'ny vahoaka indizeny :
a été organisé, le 24 Janvier 2008 dernier, un atelier d’information et de réflexion sur les droits des peuples autochtones dans la salle de l’ASU de l’Eglise Evangélique ...
2008-01-16
Mametraka rafitra vaovao ireo mpanao gazety any Kôngô-Brazzaville
Ao anatin'ny ezaka mba hitazonana ny maha-matihanina sy ny fanajanà ny asa dia fikambanana hoan'ny mpanao gazety roa no indray niforona any Pointe-Noire, Republikan'i Kôngô arak'izay tataitra nataon'i Congopage :
« L’Association des Médias Privés du Congo » et le « Club de la presse de Pointe-Noire ». Si ces structures se ...
2007-10-12
Resaka tontolo iainana amin'ny blaogy tamin'ity herinandro ity
2007-10-09
Ireo Hevitra niposaka nanerana izao tontolo izao tamin'ny famoahana ny fanambaran'ny firenena mikambana ny zon'ny vahoaka indizeny.
Ny vahoaka Indizeny, miisa 370.000.000 manerantany, no mora andairam-pahavoazana sy voatositosiky
ny hafa indrindra.[Raha ny eto Madagasikara no resahina dia tafiditra ao anatin’ity sokajy ity ny Mikea any atsimo andrefana ary raha ny heverina ho malaza indrindra indray aty Afrika atsimon’I Sahara no resahina dia ny Bushmen no tafiditra]. 22 taona ...




