Russia
,
Eritrea
Semantic Eritrea no mitatitra fa nanapa-kevitra hanamafy ny fifandraisana eo aminy sy Eritrea ny fitondran'ny federasiona Rosiana amin'ny alalan'ny fananganana tsangambarahin'ny poeta malaza Alexander Pushkin, sy Foiben-kolontsaina Pushkin ao andrenivohitra Eritreana Asmara izany. Ny nahatonga ny fifandraisan'i Pushkin sy Eritrea (Erythrée ho an'izay tsy mahazo resaka) dia niatomboka tamin'ny raibeny izay voalaza fa nisy naka an-keriny tao amin'ny tanàna kely nisy azy tao atsimon'i Asmara fony izy mbola boay kely, hoy ny nolazain'ny mpamaham-bolongana.









Fikirizana ny mpitoraka blaogy iray han...
- salut,azafady raha manoratra ity mail ity izaho,lazao hoanahy izay met...
Tohiny »