2007-11-12
Afrika : Mpanao gazety tandrefana manandrakandrana an'i Afrika
Ny mpiblaogy Arjen Westra dia mitantara ny diany voalohany tany Tôgô sy Nizeria :
« My first visit to Nigeria years ago, I did not get the AK47 roadblocks every 200 meters that people prepared me for. I neglected the advice of friends (who had never been to Africa), asking me ...
2007-11-08
Nizeria : Taranja vokarin'ny MIT hampiasain'ny Anjerimanontolo Nizeriana
Ny blaogy AfricanLoft dia manoratra mikasika ilay Anjerimanontolo Nizeriana izay mampiasa amin'ny alalan'ny Aterineto, taranja novokarina tany amin'ny Anjerimanontolo Amerikana fata-daza MIT [Massachusetts Institute of Technology] :
« The Osun State University, Osogbo [Nigeria], has launched a virtual library and OpenCourseware that will enable its students and faculty members to have access to ...
2007-11-05
Nizeria : Mipetraka ireo fanontaniana taorian'ny lozam-pifamoivoizana izay nandraisan'ny fiarabe mpitatitra solika anjara
Ny blaogy Grandiose Parlor dia mitsikera ny toe-draharaha mahatonga ny lozam-pifamoivoizana izay nandraisan'ny fiarabe mpitatitra solika anjara tany Lagos :
« How long will people keep getting their lives snuffed out and suffer the most agonizing deaths because our national infrastructural system is in shreds and our social values and sensitivities ...
2007-10-23
Nizeria : « Angidim-by vita Nizeriana » tany Kano
Ny blaogy Afrigadget dia mitatitra momba ilay « angidim-by [hélicoptère] vita Nizeriana » :
« Yahoo! News carries a story from October 21st about Mubarak Muhammad Abdullahi of the Kano Plains of Nigeria who has built a working helicopter over the last 8 months using scrap aluminum and parts from a ...
2007-10-17
Blog Action Day: Feon'i Afrika sy ny diaspaora
Anio dia lohahevitra tokana no hobanjinin’ny mpibilaogy maro dia ny tontolo iainana. Nandray anjara betsaka tamin’ny alalan’ny endrika sy fomba fanoratra samihafa ireo mpibilaogy avy eto Afrika sy avy any ampielezana.
Ireto manaraka ireto ny rohy sy ny sombiny avy ao Kenya, Afrika Atsimo, Nizeria ary avy amin’ny hafa ihany koa.
Kenya
Nametraka ...
Nizeria : Ny mpanondro ny toetr'andron'ny fitantanana an'i Nizeria
Tohanan'ny blaogy Grandiose Parlor fa nohon'ny ny maha-ambany loatra ny fomba fitantanana any Nizeria, dia toy ny efa tsy mandeha intsony fa simba tanteraka ny mpanondro ny toetr'andron'ny fitantanana an'i Nizeria :
« There is ample evidence that the moral and ethical threshold for Nigeria’s political appointees and elected officials is ...
2007-10-11
Nizeria : Manalasarona an'i Lagos
Manalasarona an'i Lagos i My Pen and My Paper [Anglisy] : « Raha ambara fohy, iza moa ireo okada man. :
1) Ny okada man dia tovolahy Nizeriana, tsy an'asa, izay mitatitra mpandeha tsy mandeha lavitra, amin'ny môtô no antom-pivelomany »
Ndesanjo Macha
Nizeria : governemanta tsy ara-drariny
Nantsoin'i Adeola ho « governemanta izay sady tsy ara-drariny no kitoatoa » [Anglisy] ny governemanta Nizeriana : amin'ny fomba ahoana no asahian'ny Mpampanoa Jeneralin'i Nizeria [Procureur Général | Attorney General] manoratra any amin'ny Polisy Britanika hangataka ny hamotsorana ny iray amin'ireo mpandroba ny harem-pirenentsika izay voatazona any ? Tsy hadalana ...
2007-10-03
Hisy e-varotra ve eto Afrika?
Nahaliana ny adi-hevitra momba ny ho avin’ny e-varotra eto Afrika tamin’iny herinandro lasa iny.
Natomboky Oluniyi David Ajao tamin’ny lazan’ny e-gold (vola an-tsoratra manana sandam-bolamena) ao Nigéria ny resaka. Mety hanjohy io fahombiazana io koa ny fandoavam-bola amin’ny alalan’ny karatra hafa eto Afrika :Nahoana no tena tiam-bahoaka ny e-gold ao Nigéria?
Mihamisongadina ny ...





SIDA 2008: Ny ahiahy sy ny fanantenan'ny...
- Marihina fa ny lahatsary rehetra dia ao amin'ny lahatsoratra nadika av...
Tohiny »