The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Nigeria Tahiry Firenena

RSS ho an i Nigeria

2008-04-12

Zavakanto & Kolontsaina ,
Fandraharahana

Bella Naija no manoratra momba ny tetikasa Funke Fowler, Leila Fowler: “ Tsy mitsahatra ny manontany ahy ny olona hoe nahoana aho no niditra namahambolongana ary ny avaliko azy ireny dia hoe tiako asandratra sy ankalazaina ny zatovovavy Nizeriana mahavita zavatra tena tsara tsy mampino sady mampirisika ny hafa hitozo hanatanteraka ny nofinofiny.”

2008-04-10

Nizeria : Fandraràna ny fimailo

Jeremy Weate no manapariaka ao amin'ny naijablog lahatsoratra mikasika ny fandraràna ny fimailo any Anambra, Nizeria : It is now illegal to encourage the use of condoms in southeast Nigeria's Anambra State. The state government has also banned the advocacy and distribution of other forms of contraceptives including IUDs (intrauterine device) ...

2008-03-27

Fifidianana ,
Teknolojia

David Ajao no miresaka momba ny fisokafana vohikala iray hanohanana an'i Obama any Nizeria: Manopy maso mandrakariva ao amin'ny fanaovana dinika amin'ny aterineto Nairaland be mpanaraka indrindra ao Nizeria aho , mba ahitako ny fironana sy ny malaza ao Nizeria. Noho ny fahafantarako ny tsy fahalalan'ny mpitarika nizeriana izay laharam-pahamehana dia tsy mahagaga ahy intsony ny nahita ilay lohahevitra hoe: “Antenimieran'i Lagos nanokatra Vohikala hanohanana an'i Obama”…

2008-03-09

Nizeria : Misokatra ny fivarotam-boky voalohany amin'ny alalan'ny seraseran'ny Aterineto

Timbuktu Chronicles no mitatitra momba ny fivarotam-boky voalohany amin'ny alalan'ny seraseran'ny Aterineto any Nizeria : Emmanuel Magani and Debola Omololu are the founders of Debonair Publishing, an online bookstore, a first for Nigeria […] A fully integrated online bookstore. “Emmanuel Magani sy Debola Omololu no mpamorona ny tranomboky Debonair Publishing, izay ...

2008-03-07

Afrika : Mpitoraka Blaogy Sary, Blaogy, Sary mihetsikaVideo post

Topazana maso i Afrika amin'ny alalan'ny sary mihetsiky ny gazetin'olontsotra. Hatramin'ny tompon-daka BoB, mpilaza tantara, mpanao sary mihetsika fanadihadiana momba ny mpanakanto, ny indostria mpanao sary mihetsika Nollywood any Nigeria sy ny maro hafa koa. Mahaliana sy vita tsara ny tantara an-tsarin'i Usnico : ny sary iray milaza ny manjo , ...

2008-01-26

Nizeria : Haingam-pivoarana ny toetoetry ny Aterineto

Yomi no miresaka mikasika ny fivoaran'ny toetoetry ny Aterineto any Nizeria : The internet landscape in Nigeria is fast changing. Ten years ago, we did not have the kind of access to internet services that we have today. Neither did we have the diversity that is on ground today. “Haingam-pivoarana ny ...

2008-01-24

Nizeria : “Super Eagles”: Inona no tsy nety ?

Mbola blaogin'ireo Nizeriana mpankafy kitra [Nigerian Football Fans Forum blog] ihany no ahafahana manaraka adihevitra taorian'ny faharesen'ny Nizeriana “Super Eagles” tamin'ny fifanandrinana tamin'ny Côte d'Ivoire Kamerona : Someone said this on the forum. 1.Based on the Eagles performance in this match, I honestly do not see a difference between the Eguavoen ...

2008-01-16

Nizeria : Main'ny solika

I Akin no manoratra, “Mandorò ny vahoaka ny solika” any Nizeria: Anyone following the saga of Nigeria, its oil and its people would read the news gleaned from recent events and conclude that whilst Nigeria is blessed with oil, any contact between its people and the product always leads to an ...

2008-01-08

Nizeria : “foko” Nizeriana efatra

Ny blaogy Oro dia miresaka momba ireo “foko” Nizeriana efatra : « I am a Nigerian. Please don’t look at my name and try to peg me to a tribe otherwise I will be glad tell you the stories of other people I have met in the last three decades of my ...

2007-12-18

Nizeria : Ny fahazakana ao amin'ny fombam-pivavahana Yoruba

Dia soratan'i Loomnie ny fivavahana sy ny fahazakana ny fivavahan'ny hafa miorina ao anatin'ny kolontsaina Yoruba: “Navoitran'ilay namako mazava tsara fa io no tena mampiavaka ny fombam-pivavahana Yoruba. Ao amin'ny fomban-drazana nentim-paharazana Yoruba, na dia ao anatin'ny ankohonana iray aza dia malalaka ny tsirairay amin'ny andriamanitra izay tiany ivavahana, ary tsy manery na mampahory ny ...