· Novambra, 2013

Tantara mikasika ny Nizeria tamin'ny Novambra, 2013

Solitanin'i Bénin: Fikoropahana sa Fanambaràna Politika?

  10 Novambra 2013

Nanambara ny governemanta beninoà fa nahita toera-pitrandrahana solika tao amin'ny faritra Sèmè-Podji. Mahafaly ny sasany izany toe-javatra izany fa mampanontany ny hafa kosa hahalalany ny antsipirihany momba ny fahitana ity zava-baovao ity.