· Novambra, 2012

Tantara mikasika ny Nizeria tamin'ny Novambra, 2012

Vahaolana Ara-dalàna Ho An'ny Fitsaràm-bahoaka Any Nizeria?

  13 Novambra 2012

Tamin'ny 5 Oktobra 2012, mpianatra efatra avy tao amin'ny Anjerimanontolon'ny Port Harcourt any Nizeria no nodarohana ary nodorana velona noho izy ireo voalaza fa nangalatra finday blackberry sy solosaina filanja. Ny herisetra nahafaty ireo mpianatra ireo dia niteraka adihevitra sy fihetsiketsehana tamin'ny aterineto mba hanoherana ny fitsaràm-bahoaka any Nizeria.