2008-06-12
2008-06-11
Nizeria : Tsy misy izay ilàna azy ny Masoivoho Frantsay
2008-05-26
Nizeria/Afrika Atsimo : Nizeria miatrika an'i Afrika Atsimo
2008-05-19
Nizeria : Antso hanaovana ankivy ny British Airways
2008-05-14
Ghana,
Nigeria,
South Africa
Vaovan-damaody afrikana Ladybrille: “Angom-baovaon-damaody mivoaka isan-kerinandro miresaka momba an'i Afrika na avy eto Afrika. Vaovao misongadina vitsivitsy tamin'ity herinandro ity: a) Mikarakara ny herinandron'ny lamaody voalohany indrindra miaraka amin'ny herinandron'ny Lamaody Coca-cola Accra i Ghana; b) Mamolavola fifandraisana amin'i Azia i Afrika Atsimo, Mikasa hanao seho any Nizeria ilay mpamoron-damaody Nizeriana mipetraka any Afrika Atsimo Fred Eboka ary efa ho hipoka tanteraka ny any Johannesburg renivohitry ny Lamaody Afrikana Tatsimo!”
2008-04-12
Nigeria
Bella Naija no manoratra momba ny tetikasa Funke Fowler, Leila Fowler: “ Tsy mitsahatra ny manontany ahy ny olona hoe nahoana aho no niditra namahambolongana ary ny avaliko azy ireny dia hoe tiako asandratra sy ankalazaina ny zatovovavy Nizeriana mahavita zavatra tena tsara tsy mampino sady mampirisika ny hafa hitozo hanatanteraka ny nofinofiny.”
2008-04-10
Nizeria : Fandraràna ny fimailo
2008-03-27
Nigeria
David Ajao no miresaka momba ny fisokafana vohikala iray hanohanana an'i Obama any Nizeria: Manopy maso mandrakariva ao amin'ny fanaovana dinika amin'ny aterineto Nairaland be mpanaraka indrindra ao Nizeria aho , mba ahitako ny fironana sy ny malaza ao Nizeria. Noho ny fahafantarako ny tsy fahalalan'ny mpitarika nizeriana izay laharam-pahamehana dia tsy mahagaga ahy intsony ny nahita ilay lohahevitra hoe: “Antenimieran'i Lagos nanokatra Vohikala hanohanana an'i Obama”…
2008-03-09
Nizeria : Misokatra ny fivarotam-boky voalohany amin'ny alalan'ny seraseran'ny Aterineto
2008-03-07
Afrika : Mpitoraka Blaogy Sary, Blaogy, Sary mihetsika
Topazana maso i Afrika amin'ny alalan'ny sary mihetsiky ny gazetin'olontsotra. Hatramin'ny tompon-daka BoB, mpilaza tantara, mpanao sary mihetsika fanadihadiana momba ny mpanakanto, ny indostria mpanao sary mihetsika Nollywood any Nigeria sy ny maro hafa koa.
Mahaliana sy vita tsara ny tantara an-tsarin'i Usnico : ny sary iray milaza ny manjo , ...





Madagasikara: Masoivoho Frantsay voaroaka noho ny vitandratsy...
-
Misaotra ra Jentilisa fa tena kinga tokoa ianao izany mandika ten...
Tohiny »