The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Niger Sokajy ara-tany

RSS ho an ny Niger

2008-03-30

Mipariaka toy ny alondrano ireo lahatsary mikasika ny Andro Iraisam-Pirenena hoan'ny RanoThis is a Video post

Tohiny Rano tony [Zen Water] sary nindramina tany amin'i darkpatator Nanomboka tamin'ny fivoriamben'ny Firenena Mikambana mikasika ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana izay notanterahina tany Rio-de-Janeiro tamin'ny taona 1992, dia tapaka fa hankalazaina isan-taona, isaky ny faha-22 Martsa ny Andro Iraisam-Pirenena hoan'ny Rano [World Water Day | Journée Mondiale de l’eau]. Ho ...

2008-01-28

Borkina Fasô : fomba, fety ary boky vaovao

Samy manana ny fotoany avokoa na ny andro sahaza ho azy avokoa ny zava-drehetra, hoy ny voasoratra ao amin’ny baiboly araka ny Bokin’ny Mpitoriteny (sy ny hiran’ny mpihira rock amerikana tamin’ny taom-polo 1960 the Byrds). Misy ny andro ahaterahana. Misy ny andro ahafatesana. Zavamisy mpitranga any Borkina Fasô izany tahaka ...

2008-01-09

Marôka : Mitohy ny tolon'ireo ToaregyThis is a Video post

Ny blaogy Ghasbouba, monina any Marôka, dia manoratra sy manapariaka lahatsary [Frantsay] mikasika ny tolon'ny Toaregy [Touareg] hoan'ny fahafahana any Nizera sy Malia [Niger | Mali] : « Another way of getting rid of the Touregs of Niger and Mali is to exploit their lands through massive extractions of Uranium by ...