GlobalVoices anaty

Namibia

Tahiry Firenena · 5 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i Namibia

20/08/2012

Sary Lahatsoratra Video Lahatsoratra
Azo iainana Tsara Ve Any Amin'ireo Tanan-dehibe Afrikana ?

Tohin'ny lahatsoratra

Fanadihadiana iray nataon'ny The Economist Intelligence [en] momba ireo tanàn-dehibe eran'izao tontolo izao azo iainana tsara (ny tatitra manontolo amin'ny endriny pdf) , no manolotra hoe amin'ireo tanàna 10 sarotra iainana indrindra eto ambonin'ny tany, 6 no aty Afrika. Kanefa, misy fandaharana iray hafa mampiseho fa sambatsambatra kokoa any amin'ny firenena afrikana sasantsasany noho ny any amin'ny firenena eoropeana maro

16/07/2012

Sary Lahatsoratra
Madagasikara: Mankafy ny Fiadiana Tompon-dakan'i Afrika 2012 ho an'ny baolina lavalava

Tohin'ny lahatsoratra

Madagasikara no mampiantrano ny Fiadiana Tompon-daka nokarakarain'ny Konfederasiona Afrikana ho an'ny Baolina Lavalava (CAR), fifaninanan'ny Vondrona 1B nanomboka ny 4 Jolay hatramin'ny 11 Jolay lasa teo. Ireo firenena hafa tao amin'ny vondrona dia i Maraoka, Namibia ary Senegaly. Raha sahirana tamin'ny olana ara-toekarena sy ara-politika ny firenena nanomboka tamin'ny fanonganam-panjakàna tamin'ny 2009, miezaka ny miala amin'ny adin-tsainy isanandro ny vahoaka Malagasy amin'ny alalan'ny ekipa Nasionaly Malagasy amin'ny baolina lavalava, fantatra amin'ny anarana hoe "Makis de Madagascar" (Ny Maki an'i Madagasikara)

17/09/2010

Namibia: Ny anjara asan'ny haino aman-jery vaovao tamin'ny fifidianana tamin'ny taona 2009

Tohin'ny lahatsoratra

Tamin'ny 27 - 28 Novambra 2009 no nanaovana ireo fifidianana ny filoham-pirenen' i Namibia sy ny fifidianana ny antenimieram-pirenena. Nampiasa fitaovana haino aman-jery sosialy maro ireo antoko politika sy fikambanana tsy miankina amin'ny fanjakana ho fampielezan-kevitra, fanaraha-maso ary fitaterana ireo vaovao momba ny Fifidianana.

28/05/2009

Afrika: Firenena maro no tsy mahatsiaro ny Andron'i Afrika

Ny Andron'i Afrika dia fahatsiarovana isan-taona ny 25 may 1963 izay vanin'andro nijoroan'ny Firaisam-be Afrikaan na ny OUA tany Etiopia. Hetsika maro no nankalazana azy ity tany amin'ny faritra samihafa...

19/12/2007

Namibia : Tandindon-doza hoan'ny Namibia ve ny Siantolojika ?

Ny mpiblaogy Rob dia mampitandrina ireo Namibiana amin'ny tandidon-dozan'ny Siantolojika : « Scientologists are a big threat to poorer nations and especially to a populus who will be more vulnerable to the...

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny