The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Mozambique Sokajy ara-tany

RSS ho an ny Mozambique

2007-12-16

Môzambika : Ravon'ny Inhambane sy ny mponina ao aminyPhotos post

Ny mpiblaogy Jorge Rosmaninho dia manapariaka sary maro sy tatitra mikasika ny famangiany an'ny Inhambane, izay tanàna faran'ny meva indrindra sady tsara karakara any Môzambika raha araky ny filazany : « Gente simples que, nos intervalos da desgraça que é, por vezes, a vida de africano, apara relvados, planta roseiras, tapa ...

2007-11-23

Mozambika : Fanomezam-boninahitra an'itompokolahy Ian Smith

Ny blaogy Para Todos avy any Mozambika dia mamoha fahatsiarovana mikasika an'itompokolahy Ian Smith : « Morreu na Cidade do Cabo, com 88 anos de idade, Ian Smith, o homem que proclamou - contra os Ingleses - a Independência da Rodésia (Zimbabwe). E porque se trata de um verdadeiro Herói africano ...

2007-11-20

Mozambika : Ho fahatsiarovana an'i Carlos Cardoso

Ny blaogy ForEver PEMBA dia mahatsiaro ny fahaverezan'ny demokrasia ara-pampahalalam-baovao any Mozambika tamin'ny namonoan'ny sasany ny mpanao gazety Mozambikana Carlos Cardoso, ny 22 Novambra 2000 : « Muitos de nós lembramos com saudade Carlos Cardoso, o mártir da liberdade de imprensa em Moçambique, pelo seu extraordinário trabalho de jornalista investigativo, que ousou interferir ...

2007-11-15

Mozambika : Resaka momba ny famonoana vokatry ny fitsaram-bahoaka

Ny mpiblaogy Carlos Serra dia mitatitra ao amin'ny blaogy Diário de um Sociólogo ny fivoriana izay notanterahina tany Mozambika momba ny famonoana vokatry ny fitsaram-bahoaka izany hoe famonoana « tsy misy fitsarana ara-drariny » [lynchage]. Ny blaogy UDS [Unidade de Diagnóstico Social] no mivoy izany fifanakalozan-kevitra izany. Paula Góes