2008-01-18
Mozambika : Tany manonofy mitsangana
Forever Pemba dia faly mampahafantatra atsika fa ny sarimihetsika ‘Tany manonofy mitsangana' [Terra Sonâmbula], notaterahin' Mozambikana Teresa Prata avy amin'ny boky nosoratan'i Mia Couto dia handray anjara amin'ny Pune International Film Festival, any Inda, sy ny Bird's Eye Film Festival any Lôndra, Angletera.
O filme, que conta a história de Muidinga, ...
2008-01-15
Mozambika : Ny fitenim-pirenena sy ny maha-Afrikana
João Craveirinha dia miadihevitra momba ny fitenim-pirenena sy ny maha-Afrikana ao amin'ny Moçambique Online Blog :
O medo do surgimento de um pseudo-tribalismo foi desculpa para não serem ensinadas as nossas línguas baNto em paralelo ao português e inglês.
“Ny tahotra ny fipioran'izay ambara ho “adim-poko” no fialana tsy nianarana ny fiteny Banto eo ...
2008-01-12
Mozambika : Salam-pahalavam-piainana fohy indrindra
Tsy kivy fa velom-panantenana i Carlos Serra eo am-pamakiana ny tatitry ny Fikambanana Iraisam-pirenena hoan'ny Fahasalamana [OMS | WHO] izay “mamisavisa” fa amin'ny taona 2025 ny salam-pahalavam-piainana any Mozambika sy ireo firenena Afrikana hafa dia ho 60 taona, izany hoe izay ambany indrindra eran'izao tontolo izao :
Parece um dado negativo, ...
2008-01-07
Mozambika: taratasy misokatra ho an'i Barack Obama
Carlos Serra [pt], izay avy ao Mozambika no manoratra taratasy ho an'ny loholona Barack Obama, ka ao izy no mangataka hanampiany an'i Kenya: “Eny, tao no teraka ny rainao, ary Loholona ianao, anisanay ianao, Afrikana ianao, Kenyana ianao. Andriamatoa Loholona: mandraisa voromby ho any Nairobi mba hiresaka amin'ireo tarika mikorontandrotana ireo. Mila ...
Mozambika: Ady anatin'ny tontolom-bolongana
Reflectindo sobre Moçambique [pt] no lasan'eriteritra raha misy fizarazarana sy fifandirana amin'ny mpanabolongana Mozambikana. Ohatra iray amin'ny fanontaniana nataony ny hoe: “Misy ady ve anaty tontolom-bolongana Mozambikana? Ka rah amisy izany, inona ny antony ary inona no tanjony? Manelingelina ny sasany angaha ny fisian'ny bolongana? Iza izy ireo na inona ...
Mozambika: fanontaniana enina tsotra momba an'i Afrika
Misy adihevitra mahaliana izao mandeha ao amin'ny Moçambique para Todos [pt] , Izay iezahan'ny mpamaky mamaly ny fanontanian'i Manuel de Araujo [pt] enina mikasika ny toe-draharaha eto Afrika, iray amin'ireo moa ny hoe: “ Raha manjavona ao anatin'ny fotoana fohy, ny fahamarinantoeran'ny demokrasia tahaka an'i Kenya, dia inona no azontsika lazaina amin'ny firenena ...
2008-01-05
Mozambique: Asehoy ny fisiantsika aza fady
Carlos Serra [pt], izay mpamahana ny Diário de um sociólogo blog ary nandrombaka ny fandresena tamin'ny teny Portigey tamin'ny the 2007 BOBs (na ny Bolongana tsara indrindra), no tsy faly raha nanoritsoritra no momba ny bolongana mpiteny portigey ny haino amna-jery ka i Portugal sy i Brezila ihany no voatonona. “Averiko ...
2008-01-03
Mozambique: Nofoanana ny fivoriana momba ny ady amin'ny kolikoly
Carlos Serra [pt], avy ao Mozambique, no mamoaka mialoha ny sombim-baovao hivoaka rahampitso (izany hoe androany io) amin'ny gazety "Zambeze": “Araka ny fanapahan-kevitra tamin'ny 27 desambra dia nofoanan'ny Filohan'ny Repoblika ny fivoriana momba ny ady amin'ny kolikoly satria tsy mifanaraka amin'ny Lalam-panorenana″.
Paula Góes
2007-12-18
Mozambika : “Feon'i Afrika Afaka” 1976
Ny blaogy Moçambique para Todos dia manolotra rohy mitondra any amin'ny lahantsoratra amin'ny teny Anglisy momba ireo Radio Afrikana An-tsokosoko, isan'ireny ny Radio “Feon'i Afrika Afaka” [Voice of Free Africa], tamin'ny taona 1976. Afaka mihaino amin'ny endrika MP3 izay te hanao izany.
Paula Góes
2007-12-16
Môzambika : Ravon'ny Inhambane sy ny mponina ao aminy
Ny mpiblaogy Jorge Rosmaninho dia manapariaka sary maro sy tatitra mikasika ny famangiany an'ny Inhambane, izay tanàna faran'ny meva indrindra sady tsara karakara any Môzambika raha araky ny filazany :
« Gente simples que, nos intervalos da desgraça que é, por vezes, a vida de africano, apara relvados, planta roseiras, tapa ...





Pôrtigalasfera : Ny avotrain'ireo zaza
- Laharana faha-36 amin'ireo firenena 189 isika Malagasy
“Madagasc...
Tohiny »