· Desambra, 2012

Tantara mikasika ny Maoritania tamin'ny Desambra, 2012

Maoritania: Fahatsiarovana Ny Famonoana Ny Miaramila Mainty tao Inal

  06 Desambra 2012

Tokony ho androm-pifaliana ho an'ny Maoritaniana ny andron'ny 28 Novambra satria io no manamarika ny fahaleovantenany nisintaka tamin'i Frantsa. Saingy, mampitamberina tsiaro mampalahelo nandatsahan-drà [en] ihany koa io andro io rehefa mampahatsiahy azy ireo fa tamin'io andro io tamin'ny taona 1990, dia nisy fanadiovana ara-poko natao tao anatin'ny tafika maoritaniana.