The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Mauritania Sokajy ara-tany

RSS ho an ny Mauritania

2007-11-26

Afrika : Fanoherana ny fiakaran'ny vidin-tsakafo any amin'ny firenena maro

Tanterin'ny blaogy ADP [Alliance pour la démocratie et le Progrès ] any amin'ny Repoblika Ivon'i Afrika fa manomboka misy fikomiana etsy sy eroa ho fanoherana ny fiakaran'ny vidin-tsakafo any amin'ny firenena maro any Afrika : « Maroc, Mauritanie et désormais Sénégal: la flambée des prix des produits alimentaires de première nécessité ...

2007-09-17

Maoritania.:Tsy fahaizana sa fanajana ny fomba amam-panao ?

Ny atao hoe “tsara sy meva”dia arakarak’izay maso mijery: Ny vehivavy nofosana sy matavy dia maro mankafia eto Maoritania; araka ny maha-nofosana azy no hilazana azy hoe “manja”.Ny olona vaventy dia heverina ho mpanankarena .Noho izany ,misy tokoa ireo izay mampiasa fomba tsy marim-pototra mba ho manja kokoa araka ny ...