Nanoratra mikasika ny maha-zava-dehibe ny firotsahan’i Etazonia an-tsehatra any Mali tao anatin’ny lahatsoratra nivoaka tao amin’ny NY Times i Oumou Sall Seck, ben’ny tanànan’i Goundam, ao avaratr’i Mali.
Tohiny »Tantara misongadina mikasika an'i Mali
-
Ireo Fitsabahana Ara-tafika Ataon'ny Frantsay Ao Afrika
20/01/2013
-
2012 : Taonan'ny Fikomiana sy ny Fivoaran'ny Fiaraha-monina Any Amin'ny Firenena Mpiteny Frantsay (Frankôfôna)
11/01/2013
-
Inona Ny Anjara Asan'ny Tafika Eto Afrika ?
11/11/2012
-
Ainga Vaovao Ho An'i Barack Obama Any Afrika ?
08/11/2012
-
Frantsa : Olan'ny Fahazoan-dàlana Nanamaloka ny “Black Fashion Week”
09/10/2012
Tantara farany mikasika an'i Mali
02/05/2013
Mariazy ho an'ny Rehetra : Ahoana ny Eritreritr'ireo Ivoariana ?
Lany tao Frantsa tamin'ny herinandro lasa teo ny lalàna ”mariazy ho an'ny rehetra” izay manome alalana ny fanambadiana na eo amin'ny lahy samy lahy na vavy samy vavy. Ny adi-hevitra...
08/04/2013
Ao An-Tokantrano No Miainga Ny Fampandrosoana Maharitra Rehefa Midangana ny Vidim-Piainana
Notendrena hitatitra mivantana amin'ny bilaogy mandritra ny Forum Manerantany momba ny Fampandrosoana OCDE ao Paris ny 4 sy 5 Avrily 2013 ny bilaogeran'ny Global Voices. Ho fitarihana mialoha ny fihaonana,...
03/09/2012
Mali: Azo Sakanana Ve Ny AQMI?
Tahaka ny manjavona miaraka amin'ny fotoana mandeha ny vahaolana ho an'ny fifandirana ao Mali. Efa ho dimy volana izao no nisaraka ho roa io firenena io. Mitrandraka ny toe-draharaha marina ao Sahel i Julie Owono.
27/07/2012
Mali: Loha Mitraka No Entin'ireo Atleta Miatrika Lalao Olaimpika Any Londona
"Many people believed that Mali would be absent from the London Games because of the political and security situation in our country .. But we will definitely be in London and our goal is to prove to the whole world that in spite of our struggles, our country is still standing." - Malian National Olympic Committee President
15/07/2012
Mali : Mitokona Manohitra Ny Fakàna An-keriny Mpanao Gazety Iray Ireo Mpampahalala Vaovao
El Hadj Saouti Labass Haïdara, 62 taona, talen'ny gazety L’Indépendant ary ela nihetezana teo amin'ny gazety an-tsoratra ao Bamako, dia nalain'olona misaron-tava an-keriny, nodarohana ary avy eo navela teny amoron-dàlana. Ireo gazety sy onjam-peo tsy miankina dia nanokana 24 ora ho fitokonana amin'ny Talata ho avy izao mba hanoherana ny herisetra nahazo ny naman'izy ireo.
13/07/2012
Vondrona Afrikana Malemy Ho An'ny Firenena Mikambana 53
Nikorotandrotana ny taona 2011 ho an'ny kaontinanta Afrikana tamin'ny fisian'ny revolisiona, fikasana hanongam-panjakana ary ny krizy politika mahery setra maro. Saingy nampalahelo moa fa nampiharihary ny hany fara-vitany amin'ny fiatrehany ireny toe-draharaha ireny ny vondron'ny firenena afrikana 53 izay manana ny iraka hanamafy ny fitoniana eo amin'ny faritra sy ny fampandrosoana.
09/07/2012
Mali: Tsy Miraika Manoloana Ny Fanimbàna “mausolées” Ao Tombouctou Izao Tontolo Izao
Hiditra ao anatin'ny tantaran'i Mali sy ny lova ara-kolontsain'ny zanak'olombelona ny 30 Jona 2012, tahaka ny hoe iray tamin'ireo izay tena namoa-doza indrindra. Ansar Dine, iray amin'ireo vondrona mitam-piadiana mifehy ny avaratr'i Mali, dia niditra tamin'ny fanimbàna ireo fasana masin'ny miozolmana (mausolées) tao an-tananan'i Tombouctou. Mihetsika ireo mpiondana aterineto:
29/06/2012
Mali : Vely Karavasy No Entina Mampihatra Ny Charia Any Avaratr'i Mali
Tsy ela akory izay, ny tana-maherin'i Ansar Eddine sy ny fametrahana ny Charia any Avaratr'i Mali dia niseho tamin'ny endrika namoa-doza tao Tombouctou. Mpivady niteraka iray ivelan'ny fanambadiana ara-dalàna no voaheloka hahazo vely karavasy 100 tsirairay avy, eny imasom-bahoaka. .Nahatohina Maliana maro ilay lahatsary fanatanterahana didy, izy ireo izay naneho hevitra mivaivay tany anaty tambajotra sosialy.
21/06/2012
Afrika : Ny Tantara “Adino” Momba Ilay Kaontinanta
Mifanohitra amin'izay nambaran'ny filoha frantsay teo aloha, Sarkozy, momba ny toerana tànan'ny lehilahy afrikana ao anatin'ny tantara tao anatin'ny kabariny tany Dakar, Ny tantaran'ny kaontinanta afrikana dia rakotra sivilizasiona manan-karena sy olona manana ny maha-izy azy. Saingy io tantara io dia mazàna no tsinontsinoavina tafahoatra na tsy fantatra mihitsy. Ireto ny fandraisana andraikitra vitsivitsy mba hamerenana indray ny tantaran'ny kaontinana






























RSS ho an i Mali
Karohy Wikipedia ny Mali











Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa